Aomby Leathercraft

Aomby Leathercraft Conception et fabrication artisanale d’articles en cuir de zébu

Ny bandoulière ihany koa dia mbola misy modely hafa novokarinay ireto, manasa antsika hatrany moa hijery azy ireo mivant...
27/04/2026

Ny bandoulière ihany koa dia mbola misy modely hafa novokarinay ireto, manasa antsika hatrany moa hijery azy ireo mivantana , 032 73 522 35 ny laharana ahafahantsika mifandray. mankasitraka tompoko.

Miarahaba tompoko,Portefeuille indray no vokatra atolotra antsika manaraka eto. Izy ity moa dia  noezahanay mba ho refy ...
27/04/2026

Miarahaba tompoko,
Portefeuille indray no vokatra atolotra antsika manaraka eto. Izy ity moa dia noezahanay mba ho refy mifanaraka amin'ny taratasy Malagasy. Raha mahaliana anao ary Dia manasa anao hiantso avy hatrany ny 032 73 522 35, mankasitraka.

Miarahaba tompoko.Faly izahay eto amin'ny Aomby Leathercraft ary manolotra ireto vokatra vitsivitsy ireto ho fifampiarah...
08/04/2026

Miarahaba tompoko.
Faly izahay eto amin'ny Aomby Leathercraft ary manolotra ireto vokatra vitsivitsy ireto ho fifampiarahaban-tsika amin'izao fiverenanay izao, bandoulière kely no sady afaka apetaka amin'ny fehikibo izy ireto, manaraka ireo koa moa ny étui ho fiarovana ny finday . Ho arosonay tsikelikely eto moa ny vokatra hafa fa raha mahalina anareo ary dia manasa antsika hiantso avy hatrany ny laharana 032 73 522 35 na hiditra ao amin'ny hafatra manokana.

Mankasitraka tompoko

Fizarana kely manaraka sady kopa-tanana ho anareo tompony. Mankasitraka. Soava mandry tompoko .
07/04/2026

Fizarana kely manaraka sady kopa-tanana ho anareo tompony. Mankasitraka. Soava mandry tompoko .

Miarahaba tompoko.Aza dino ary ny fotoanan-tsika.
07/04/2026

Miarahaba tompoko.
Aza dino ary ny fotoanan-tsika.

Miarahaba tompoko.Mankasitraka indrindra amin'ny fanarahanareo ny pejy sy ny fanehoan-kevitra. Ezahanay moa ny hizara ma...
04/04/2026

Miarahaba tompoko.
Mankasitraka indrindra amin'ny fanarahanareo ny pejy sy ny fanehoan-kevitra. Ezahanay moa ny hizara matetitetika eto amin'ny pejy ho fifandraisantsika hatrany. Mirary soa antsika tompoko.🙏

Eto am-piandrasana ny fotoanantsika ny 8 aprily izao ary aloha, dia mahafaly anay ny mizara aminareo santionany tamin'ir...
02/04/2026

Eto am-piandrasana ny fotoanantsika ny 8 aprily izao ary aloha, dia mahafaly anay ny mizara aminareo santionany tamin'ireo asa efa novokarinay ary kopa-tanana sy fankasitrahana feno tompoko ho anareo nahatoky sy nanjifa ny vokatra hatramin'izay.

rendez-vous ce samedi et dimanche
06/10/2022

rendez-vous ce samedi et dimanche

Parce que la route sera longue! De solides sacoches au look vintage taillées pour le voyage.Coupe, moulage, finition … u...
14/02/2022

Parce que la route sera longue!
De solides sacoches au look vintage taillées pour le voyage.
Coupe, moulage, finition … un projet qui nous a pris plusieurs semaines mais dont nous sommes particulièrement fiers!
Un grand merci au propriétaire de nous avoir fait confiance.
Hâte de les voir sur la moto !

Sakôsy mafy sady voakajy, natao ho an’ny làlana. Endriny somary antitra.
Tena faly tokoa izahay na dia naka fotoana azy ny nanamboarana an’izy roa kely ireto !
Mankasitraka anareo hatrany manome lanja ny asa tànana vokarinay!

Hey! Mais on ne vous voit plus! vous avez peur des dahalo ou quoi?Alors oui, la fin d’année a été quelque peu chargée po...
21/01/2022

Hey! Mais on ne vous voit plus! vous avez peur des dahalo ou quoi?
Alors oui, la fin d’année a été quelque peu chargée pour les Aomby. Au passage, un énorme merci à tous ceux et celles qui nous ont fait confiance!
Pour ceux qu’on a du faire patienter, on espère vous revoir bientôt!
Et une très belle année à vous tous! MOOOOOOONNNN !!!!!!

Salama e! faly izahay mizara aminareo ireto asa-tànana vitsivitsy ireto.
Misaotra betsaka anareo amin’ny fahatokisana.
Ho anareo voatery nampiandrasana, aza tsiny re tompoko ô!
Dia mirary taona zina ho antsika rehetra izahay Aomby!

Address

Ivato
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aomby Leathercraft posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Aomby Leathercraft:

Share

Category