Kiady Randrianasolo

Kiady Randrianasolo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kiady Randrianasolo, Fashion Designer, Antananarivo.

1️⃣Mifalia mandrakariva noho ianareo tafaray amin'ny Tompo. Mbola antitranteriko indray: mifalia! Manehoa fandeferana am...
13/05/2025

1️⃣Mifalia mandrakariva noho ianareo tafaray amin'ny Tompo. Mbola antitranteriko indray: mifalia! Manehoa fandeferana amin'ny olona rehetra.
2️⃣ Tsy ho ela, dia ho tonga ny Tompo!
3️⃣Aza manahy na inona na inona fa ambarao amin'Andriamanitra isaka izay mivavaka ny zavatra ilainareo, ary angataho amin'ny fo feno fankasitrahana.
4️⃣Ary ilay fiadanana avy amin'Andriamanitra sady mihoatra noho ny zavatra rehetra takatry ny fieritreretan'olombelona, dia hiaro ny fonareo sy ny sainareo, satria efa tafaray amin'i Kristy Jesoa ianareo.
Filipianina 4.4-7

13/01/2025

Fohy ny fiainana, tsy manana fotoana lanina amin'ny fankahalana olona ianao, aza atao ny mankahala olona🇲🇬❗

11/01/2025

Mety mandalo ny olona mandalo ny zava-tsarotra,fa tadidio Jesosy tsy mandao🙏

12/10/2024

MAHERY VAIKA NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA✨🙏

09/10/2024

NY ZAVATRA MISY ANDROANY TSY MAMARITRA NY RAHAMPITSO RAHA TENA EO JESOSY ✨🙏

🙏🙏🙏
25/09/2024

🙏🙏🙏

«Ny haizim-pito no manambara fa efa akaiky ny fahazavana...✨»
08/09/2024

«Ny haizim-pito no manambara fa efa akaiky ny fahazavana...✨»

Izao no hafatr'i Jesosy Kristy taminy izy teto an-tany 🥰 ⭕«Izao mo sitrapon'ilay naniraka Ahy : dia ny tsy hamelako hisy...
01/07/2024

Izao no hafatr'i Jesosy Kristy taminy izy teto an-tany 🥰

⭕«Izao mo sitrapon'ilay naniraka Ahy : dia ny tsy hamelako hisy very izay rehetra nomeny Ahy, fa ny hananganako azy ho velona amin'ny andro farany. Eny, izao no sitrapon'ny Raiko : dia ny hahavelona aina mandrakizay ny olona rehetra mibanjina sy mino ny Zanaka; ary Izaho dia hanangana azy ho velona amin'ny andro farany.» Jaona 6 : 39,40✨

➡️Jesosy tsy hamela anao ho very izany satry Azy ianao, an'Andriamanitra ny fiainanao❗
➡️Fa mila mino Azy ianao ❗Mila mibanjina Azy ianao✨,Satria lehibe ny planin'Andriamanitra ho aminy fiainanao🦅

Vavaka ho any Firenena✨🙏🇲🇬🇲🇬,voninahitra ho an'i Jesosy Kristy irery ihany🙏...Mendrika ho deraina Andriamanitra ✨🇲🇬
23/06/2024

Vavaka ho any Firenena✨🙏🇲🇬🇲🇬,voninahitra ho an'i Jesosy Kristy irery ihany🙏...
Mendrika ho deraina Andriamanitra ✨🇲🇬

10/05/2024

Na inona na inona mandalo, matokia ny Tompo✨

01/05/2024

Volama Mai🙏✨
Atombohy aminy VAVAKA SY FINOANA dia ho hitanao fa hiafara aminy FAHAGAGANA✨, Tahian'i Tompo manokana anie enao ❤️

Address

Antananarivo

Telephone

+261349385875

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiady Randrianasolo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share