Ravelia

Ravelia 🛍️ Tout pour ton quotidien au meilleur prix
✨ Produits tendance & utiles
💖 Kanto, mora, mahafatifaty
📦 Livraison rapide
📲 038 921 6055

🛑Vitsy kely sisa ny amin'ireto an🛑ustensiles en bambou : 12.500Arkit cuisine : 8.000ArAlefaso ny commande??
06/07/2026

🛑Vitsy kely sisa ny amin'ireto an🛑

ustensiles en bambou : 12.500Ar
kit cuisine : 8.000Ar

Alefaso ny commande??


Mirary fahombiazana ho an'ireo izay hiatrika ny fanadinana BEPC manomboka anio🥰
06/07/2026

Mirary fahombiazana ho an'ireo izay hiatrika ny fanadinana BEPC manomboka anio🥰


Hey✨   Omano dien'izao ny fidiran'ny mpianatra miaraka amin'ireto kitapo manjakely ireto🥰:🛑ngeza (atonona zavatra maro, ...
05/07/2026

Hey✨

Omano dien'izao ny fidiran'ny mpianatra miaraka amin'ireto kitapo manjakely ireto🥰:

🛑ngeza (atonona zavatra maro, cahier grand format...)
🛑mateza,matanjaka,mafy
... 35.000Ar....32.000Ar

stock LIMITES

05/07/2026

Bonne dimanche daholo ✨🥰
mirary soa aby❤️

Salama aby va✨❤️🥰Natory tsara daholoooo?😴Adiny firy isanandro ny torimaso ampy anao?😁😁😁
04/07/2026

Salama aby va✨❤️🥰
Natory tsara daholoooo?😴
Adiny firy isanandro ny torimaso ampy anao?😁😁😁

Salama daholo🥰Inona programmenao amin'ity week-end ity?🥶✨Handamina trano 🍽️✨Hivaoka hitsangatsanga 🤳🍀✨Sa haka aina fotsi...
03/07/2026

Salama daholo🥰
Inona programmenao amin'ity week-end ity?🥶
✨Handamina trano 🍽️
✨Hivaoka hitsangatsanga 🤳🍀
✨Sa haka aina fotsiny (ohatra hoe mandinika plan hanatratrarana Objectif ?)📖......
end

de bambou
avec porte

❤️✨VOLANA vaovao,TANJONA vaovao✨❤️Mirary fahombiazana ho antsika rehetra ❤️
02/07/2026

❤️✨VOLANA vaovao,TANJONA vaovao✨❤️
Mirary fahombiazana ho antsika rehetra ❤️



Hey MiTSIKY kely aloha😁🥰raha omena ATTACHE GRATUIT iray amin'ireto  ianao dia iza no safidinao?😁💗Rose sa💛Jaune?⬇️valio a...
30/06/2026

Hey MiTSIKY kely aloha😁🥰
raha omena ATTACHE GRATUIT iray amin'ireto ianao dia iza no safidinao?😁
💗Rose sa
💛Jaune?
⬇️valio ao aminy commentaire ary e🤗



🛑5.000ar l'unité et
9.000ar ny deux(02)😁 raha hanaovana ndrie✨
Aza adino M'iabonné ny pagetsika✨✨

🛑Ce duo de pots à épices est parfait pour rendre votre cuisine plus organisée et esthétique 😍✨ Idéal pour épices, sauces...
29/06/2026

🛑Ce duo de pots à épices est parfait pour rendre votre cuisine plus organisée et esthétique 😍

✨ Idéal pour épices, sauces, confitures…
✨ Design simple mais élégant
✨ Pratique au quotidien

💰 Prix: 17.500 Ar seulement
📩 Commande par message
🚚 Livraison disponible
Stock limités

Sao mba mitovy?hanombohana ity semaine ity,kilalao kely✨
29/06/2026

Sao mba mitovy?
hanombohana ity semaine ity,
kilalao kely✨

Address

Ambanidia
Antananarivo

Telephone

+261328605328

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ravelia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share