Zazakely madio-ZKM

Zazakely madio-ZKM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zazakely madio-ZKM, Apparel & Clothing, Anosizato, Antananarivo.

26/09/2025

Ny hoavy koa mba kedreo ho voa soa 😡ho tsara fiafara fa tsy ho ratsy fiafara 🫵

23/09/2025
190 000 ar Lieu Antsirabe
21/09/2025

190 000 ar
Lieu Antsirabe

22/11/2024

Ny masaka amin'ny vodin-jaza sy ny elakelampeny indray no resahantsika Araho tsy tapaka ny péjy😙

25/10/2024
Gourde tsara kely, mafy kely, mora kely 😂 😍😍Couleur rouge, violet, vert
31/07/2024

Gourde tsara kely, mafy kely, mora kely 😂 😍😍
Couleur rouge, violet, vert

12/07/2024

Salama daholo 😊😊
Hizara kely Amintsika maman ato indray ary e 😙😘
🌺 anisan'ny fanotaniana miverimberina foana ny hoe ahoana ny fanalana couche ny zazakely tsika sy anazarana azy pô🍼🍼
🌺 Ny maman mijanona ao an-trano aloha no tena voakasika amin'ity torohevitra ity fa izany akory tsy mahasakana ny maman rehetra handray ny torohevitra 😻😻
✔ Mila manana ireny Pô kely ireny isika tena feno karazany izy ireny eny antsena eny fa ny tena tsara aleo tsy ilay miendrika kilalao
Na seza kely ireny ❌ misy amin'ilay fampiasantsika mahazatra iny dia éfa tena mety be sady mora😊
✔Fanazarana mikaka💩 iny mifoha maraina iny no tena mety😘 zaro apetraka Pô izy isa maraina 🙌 ny amin'ny tontolo andro kosa misy signal ataony ao fa jereo: maka sisiny sy tsy ahitana teny 😂, matetika koa hitanao izy manena😊
✔ Fanazarana mipipy😉 ity no tena enjana 😮 rehefa ao an-trano ny zaza dia tena tsara sady manamora ny fanalana azy raha tsy ampanaovina couche mihintsy👌raha mbola latsakin'ny ertaona lamba ampanaovina azy 👯raha ambonin'izay silipo sy pataloha atao be dia be👯 ny Antony :
- mora arahina maso ny fotoana fipipizany rehefa ireo no hanaovany👍
- Mazoto ianao manondrotra azy matetika (saody mandena gorodona sns..🏠 na koa mandena ny akanjonao👗)
- Matsiaro kiriko izy rehefa mandomando amin'ireny pataloha kely ireny 😇 (ho hitanao fa na manao couche aza izy any ampandehanana any ka te hipipy na te hikaka d tsy mety hanao ao anatin'io couche io intsony) Éfa tratra tao anaty bus 😂😂😂
👧Atondrotra isakin'ny 30mn eo izy👧
❌Farany Fadio ny mibedy rehefa mipipy kilaoty ny zaza ✋ resaka sy fihetsika atao ❌
❌mitomany be vao apetraka eo ambony Pô: tsy tonga aloha dia apetraka fa Atondrotra fotsiny👉raisina ny feany 2, atao eo ambany fotsiny ny Pô👈
🔴 ny hoe manomboka firy volana: miankina amin'ny fahavononanao io fa ny zazakely vao mipetraka tsara dia éfa mety.😩 satria rehefa manomboka ilay Fanazarana dia tsy tokony ajanona mihintsy 😙😙
Zay fa mirarisoa 😘😘

Corine de Farme
20/02/2023

Corine de Farme

Address

Anosizato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zazakely madio-ZKM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share