23/05/2026
🪚 TRONÇONNEUSE Mandeha (ESSENCE) 🪚
💪 Mahery vaika | Matanjaka | Mety amin’ny asa rehetra fanapahana hazo
Tronçonneuse mandeha amin’ny lasantsy (essence), natao ho an’ny asa mavesatra toy ny fanapahana hazo sy fanadiovana ala.
Mora ampiasaina, mora atomboka, sady mahery be.
🔧 Karazana misy :
✔ 20" – 55 lame : 400 000 Ar
✔ 24" – 70 lame : 650 000 Ar
✔ 36" – 90 lame : 1 200 000 Ar
🔥 Milina matanjaka sy maharitra
🔥 Manapaka haingana sy mahomby
🔥 Mety ho an’ny mpiasa matihanina sy tsotra
📦 Entana vaovao
🚚 Afaka misy livraison
📞 Contact / WhatsApp : 034 301 5200