Line Sue

Line Sue Vente de vêtements pour femmes ( pantalon,robe etc...)👖👗💃

Salama daholo 👋👋🥰kiraro friperie amle mafy tsara no sady mora ndray no oentina ho anareo🤗🥰Pas plus de 50 mille ariary ny...
02/06/2026

Salama daholo 👋👋🥰
kiraro friperie amle mafy tsara no sady mora ndray no oentina ho anareo🤗🥰
Pas plus de 50 mille ariary ny kiraro izay itanareo ann🤗🤗

aza tara amn Jp ara😘😘
mp avy hatrany 🤗

29/05/2026

Salama dol tsika rehetra Mpanaraka ny page👋😘
Elaela zay f ndao asitsika zava-baovao indray eh😊🤗

Ireto ihany koa mbola dispo ato aminay🤗Tonga dia jp avy hatrany ara izay ahaka azy 😘Efa nasiana réduction be mihitsy 🤗Pr...
09/10/2025

Ireto ihany koa mbola dispo ato aminay🤗
Tonga dia jp avy hatrany ara izay ahaka azy 😘
Efa nasiana réduction be mihitsy 🤗
Prix:15000 ariary daholo

Salama daholo oh😘🤗🤗Ho alefatsika mora be daholo ara ireto akanjo mafatifaty be ireto eh😊Mba afahatsika miditra amin’ny z...
09/10/2025

Salama daholo oh😘🤗🤗
Ho alefatsika mora be daholo ara ireto akanjo mafatifaty be ireto eh😊
Mba afahatsika miditra amin’ny zava-baovao indray😘
Efa amin’ny sary tsirairay avy ny prix sy taille 🤗

❌❌Coucou Daholo ooh❌❌Maro tena maro ianareo no tsy nahazo an'ireto ann!!! 🥰😍🥰Koa ataovy dieny izao ny reservation, afaka...
02/07/2025

❌❌Coucou Daholo ooh❌❌
Maro tena maro ianareo no tsy nahazo an'ireto ann!!! 🥰😍🥰
Koa ataovy dieny izao ny reservation, afaka 15 jours no tonga ireo rehetra ireo
Aza tara ary fa tena amin'ilay tena tianareo daholo ireo

Bonjour Pull stylé femme, mety tsara amin'izao andro mangatsika izao Misy ny vaky anoloana anJereo izay tianao ary Alefa...
10/05/2025

Bonjour
Pull stylé femme, mety tsara amin'izao andro
mangatsika izao
Misy ny vaky anoloana an
Jereo izay tianao ary
Alefa aminy prix mora
Taille S,M,L,XL
Prix : 5000 Ariary fotsiny

06/05/2025

Challenge tsika voalohany tato amin'ny page izy ity fa be dia be no efa nanao azy 😊😅😅 MI SEDAAP amin'ilay tena masika be tsara 🌶️🌶️🌶️🌶️🥲😅😅 Ndao ampitsika lalao kely dia alefaso ato ara ny challenge nareo ,fa izay mahalany hatraminy Farany ilay izy no mahazo ilay loka😘😘. Marihana fa MI SEDAAP ao Dream ihany an😍🤗

02/05/2025

Coucou daholo
Ity ilay vidéo kely manoro ilay fametahana an'ilay dental grillz hoan'izay nanjifa azy tato aminay
Merci beaucoup anareo rehetra😍🥰

❌❌Arrivage jumpsuit Manja be ❌❌3  couleurs disponibles, matevina tsara ny lambany no sady élastice ihany koa Ao ihany ko...
29/04/2025

❌❌Arrivage jumpsuit Manja be ❌❌
3 couleurs disponibles, matevina tsara ny lambany no sady élastice ihany koa
Ao ihany koa ireo ny articles maro isankarazany mbola disponibles ato Page Line Sue toy:
❌Bijoux inoxydable
❌Haut Jean Stylé (Taille M,L,XL)
❌Boucle d'oreille sy Porte clé 2D
❌Combi Shein Léopard Taille L
Efa amin'ny sary tsirairay ny taille sy ny prix tompoko
Mp avy hatrany ary raha misy tianao

Hello daholo Ny Manja rehetra oh!! Aleo tonga dia ataontsika Manja be otranareo ihany ny articles afarana ary Combi Jean...
27/04/2025

Hello daholo Ny Manja rehetra oh!!
Aleo tonga dia ataontsika Manja be otranareo ihany ny articles afarana ary
Combi Jean shein amin'ilay tena mapilelamolotra
Zany ka tena waouuuuhhh🥰🥰😍
Mandray commande izahay manomboka izao ka aza tara
Ny condition antsika tsy miova fa mandefa acompte 50% foana vao afaka manao commande
Afaka 15 jours foana vao tonga ny articles afarana,
Averinay foana hoe tsy maintsy mandefa acompte foana ianareo mba ialana amin'ilay hoe mi-commande dia rehefa tonga ilay article dia tsy alaina akory avy eo .

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 22:30
Tuesday 06:00 - 22:30
Wednesday 06:00 - 22:30
Thursday 06:00 - 22:30
Friday 06:00 - 22:30
Saturday 06:00 - 22:00
Sunday 06:00 - 21:50

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Line Sue posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share