08/09/2024
Bonjour daholo Ary o,
Ndao isika hikarakara tarehy. Mila kolokoloina Io tarehin-tsika Io na vehivavy na lehilahy ianao. Toy n'y Zavatra rehetra iany.
Ato Aminay misy produits afaka hikarakarana azy :
- nettoyant visage : hanasa tarehy manalefaka s'y manome hazavana
- sérum visage manala Oreo tâche s'y imperfection toy n'y mony, ride ( tsy mahay magie akory ireo produit fa manampy am fihadiana amin'ireo imperfections Zay misy)
- crème visage : hydratante, effet glowy
- masque visage izay important kosa satria mila maka aina n'y tarehy isakerinandro Dia ilaina fanaovana masque
- gommage tarehy.
Koa aza misalasala Ary manotany raha misy mahaliana anao an😉