02/06/2026
Salama daholo 😘.
Nisy nanontany tao amin'ny mp izahay raha mbola ao amin'ny devant commune Antsirabe izahay ,efa tsy ao intsony indray aloha fa milaza eto ihany ny programme manaraka .
Mialatsiny amin'ilay nandefa message privé fa tsy mety misokatra indray ilay izy dia eto izahay no mamaly tompoko😊.