Lookimage by My&My

Lookimage by My&My Blogueuse mode et lifestyle

🔥 LIVE SHOPPING DEMAIN 11H 🔥Collection sport & confort :✔ Brassières✔ Panties de sport tena betsaka push-up✔ Ensembles t...
20/01/2026

🔥 LIVE SHOPPING DEMAIN 11H 🔥
Collection sport & confort :
✔ Brassières
✔ Panties de sport tena betsaka push-up
✔ Ensembles tendance

19/12/2025

✨LIVE à ️18h ry manja malalako rehetra✨️🩷🩷

🤭😉
Lookimage by My&My 🩷

‼️1ere vague maillots de bain ‼️🥹 Ahoana ianareo amin'ireto fahamanjana ireto? Izao dia efa mividiana maillot i-zestiava...
04/04/2025

‼️1ere vague maillots de bain ‼️
🥹 Ahoana ianareo amin'ireto fahamanjana ireto?
Izao dia efa mividiana maillot i-zestiavana amin'ny vacance na amaranana ny pro piscine 😉
Mp azany raha tianareo eh 😘

🩷 Hello mes manja ! 🩷 Ela zany ! Tips kely ary e ! Betsaka eny amin'ny vente en ligne eny zao ny karazana JEANS. Dia ire...
17/03/2025

🩷 Hello mes manja ! 🩷 Ela zany !
Tips kely ary e ! Betsaka eny amin'ny vente en ligne eny zao ny karazana JEANS. Dia ireto ary ny karazany mety amin'ny MORPHOLOGIES antsika tsirairay.
Je vous en prie ! Bisous 😘😘😘

❤️Hello ndray ny manja rehetra ato o!!!🔥 "Morphologie en H" 🔥Épaules, taille, hanche sy bassin mifanintsy ohatrany hoe m...
30/01/2023

❤️Hello ndray ny manja rehetra ato o!!!
🔥 "Morphologie en H" 🔥
Épaules, taille, hanche sy bassin mifanintsy ohatrany hoe manao ligne.

Ka ahoana indray ary ny fiankanjo?
Alefa ary!!!!
🔴Hauts: tops na chemisiers féminins droits fluides no tena mety. Misy volume kely ny ambony, à manches ballons ohatra, à volant, akanjo misy épaulettes... Col V no idéal
🔴Pantalons na jeans flare, droits na slim, raha misy poche ny sisiny vao maika tsara, mba manome effet hoe mba misy hanche 😜
🔴Jupes patineuses, évasées, na droites forme empire tsara be
🔴Robes forme empire koa, robes fluides droites, robes chemises, dos-nu, décolleté en V, à manches bouffantes na izay mampisy volume kely an'ilay tapany ambony dia tsara daholo
🔴Accessoires: ceintures fines no tena tsara hananana. Apetraka eo amin'ny hanche tsy tery loatra fa tsy eo amin'ny taille akory. Collier mi-long na atao an'ilay maromaro reny.
🔴Anisany morphologie tsy dia mifidy kiraro loatra ny H afa-tsy ny kiraro à bouts carrés 🙈❌❌
🔴Tsy manendrika indray ny akanjon-dehilahy na ny féminin-masculin, ny akanjo moulants, ny pantalon carotte, ny pantalon taille haute ambony loatra.
Izay indray!!! 😊😻
Ireo indray ny Pins androany 😘😘 Ba mamyyyy 😘😘
⬇️⬇️
📌📌📌
Aza adino, like, commente et partage.
Merci les filles ❤️❤️
😘😘

❤️HELLO LES FILLES!!!❤️COMMENT S’HABILLER QUAND ON EST PETITE ET MINCE ?🥰❓Inona indray no manendrika ary raha fohy sy ma...
26/01/2023

❤️HELLO LES FILLES!!!❤️
COMMENT S’HABILLER QUAND ON EST PETITE ET MINCE ?🥰
❓Inona indray no manendrika ary raha fohy sy mahia ianao❓
⭕Akanjo fohifohy sy manaraka ny vatanao no tena mety aminao.
🔴Ambony akanjo: misy volume no mety indrindra, col V, à volant na frous-frous, manche bouffantes, tissus imprimés na fleuris, ny crop top koa tena tsara fa ataovy mifanaraka amin’ny taonanao ny hafohiny na ny halavany … 😜
🔴Pantalons : fuselés no tena tsara, taille normale na taille haute, misy pinces na piqures koa tsara sady manome volume ny bassin. 😉😍
🔴Jeans : Slims no mety aminao na jeans sophistiqués, jeans large court, jean évasé
🔴Jupes : Boule, patineuse, plissée, drapée!
🔴Robes : Cintrées foana na droite fa asiana ceinture (4cm maximum raha tsy izany mibahana be eo afovoan’ny vatanao), évasées, drapées, plissées na en dentelle 😻
🔴Veste : fohy no tsara na lava hatreo amin’ny taille, veste en tweed, na en jean na perfecto tena 😍😍 be
🔴Accesoires : Aza mitondra accessoires imposants be. Ohatra hoe poketra be, kavina be, collier be sns…
🚨❌Fadio ny mividy na manao akanjon’ankizy an‼️ Oh: 12ans, 14ans…
⭕Asisio foana ny ambony akanjo fa manome effet mampa-lava
⭕Manaova kiraro tsy avo loatra, na raha avo dia ataovy bouts pointus dia aza asiana lanières
⭕Tenues claires ou colorées et monochromes no tena misy charme ❤️❤️
Dia izay indray ny conseil an’i Mimi androany!! 😘😘
Commente, Like sy partage hatrany dia misaotra anareo efa manaraka ny page❗❗❗🙏🥰
Ba mamy!!! 😘😘

⬇️⬇️
📌📌

"Leo an'ity kibo ity a", "Atao amin'io fa atao ahoana, ho tsofaina ary ve?" (Latsaka a🤣) "Za ve mbola be kibo noho iny?"...
23/01/2023

"Leo an'ity kibo ity a", "Atao amin'io fa atao ahoana, ho tsofaina ary ve?" (Latsaka a🤣) "Za ve mbola be kibo noho iny?", "Mampi tsy te hivoaka ny trano intsony", "Hiakanjo ndray...😫"...
Maro be isika no mpiteny an'ireo... ☹️
🙋🏻‍♀️ E!!!! Vakio ity 🚨🚨🚨
Tsy fahavalontsika ny kibontsika ry reto a! Normale ny vehivavy raha misy kibo. Misy tantara ny kibontsika vehivavy. 🥰🥰 Tsy hoe akory niletra hanina be tsy nahalala voky ny vehivavy misy kibo. 😂😂 Fa betsaka no mety ho antony : ny adolescence, ny taona, ny vohoka, ny ménopause, ny fiovan'ny hormone noho fanabeazan'aizana na ny fadim-bolana ohatra, na koa aretina🙁... 💛💛 Ka izay rehetra izay no nampiova ny vatantsika vehivavy‼️‼️
🔴Ny fanontaniana apetrakareo amiko: Inona ny akanjo manafina ny kiboko❓❓❓
❤️Ny valinteniko: Inona ny atout amin'ny vatanao fa ho valorisentsika? 💚💚
Dia hianatra hiaina hiaraka amin'ny kibonao misy tantara ianao fa tsy contre ny kibonao!!! 🥰🥰😍
🔴 Raha manana poitrine développée ianao 😍 dia manaova Top na robe en col V, décolleté kely, porte-feuille na off-shoulder!!!
Ialao lavitra ny akanjo en lycra na mangirana, à sequin na be strass be ary rayure mitsivalana.
Ampio veste droite ouverte 👌❤️
🔴 Pantalon, taille haute, droit no mety, tsy misy plis na piqûre
🔴 Raha manana ranjo kelikely ianao, dia avoahy ny robe kely amin'izao fahavaratra izao, asiana bottes de pluies aloha fa enjana ilay orana 😅
Dia aza adino ny accessoires rehefa miakanjo akia e! Ny poketra, ny ceinture atao manify, ny kavina (ny créole tena idéale 😻), ny collier (sautoir ohatra), ny bracelet (manchettes na grosses mailles), grosses bagues 😍😍 Dia ny chaussures à talons...🤤
Manampy betsaka ny culotte gainante rehefa manao tenue moulante na robe en satin 😉
Dia izay indrayyyy 💞💞

Ba mamy de Mimi 😘😘
Ireo ny pins 📌manaraka o!
LIKEZ et PARTAGEZ !!! 🙏😘❤️
Merci les filles 🥰

Hello ndray!!!! 🥰🥰💕 Nisy vehivavy nahafatifaty ana izay omaly ry reto ❤️❤️ hoy izy hoe asio conseil ho an'i Botakely hon...
20/01/2023

Hello ndray!!!! 🥰🥰
💕 Nisy vehivavy nahafatifaty ana izay omaly ry reto ❤️❤️ hoy izy hoe asio conseil ho an'i Botakely hono 😍😍 Lasa ary an!!! ☺️☺️
🔴TEE-SHIRT: aza mividy tee-shirt kely na lehibe noho tena taille antonona anao, fa raha xl ianao dia xl ihany no mety aminao.
🔴ROBE MOULANTE: Midi (ambany lohalika) ny longueur mety, raha décolleté dia tsy asiana dakany na mifanohitra amin'izay, tsara sy mihaja kokoa raha tsy atao sady misy dakany no décolleté. 😁😁
🔴JEANS: Taille haute, dia jeans droits, jeans flare sy jeans bootcut no tena mety. Tandremo ny skinny jeans na ny boyfriend, tsy tsara raha tery loatra na malalaka loatra ny jean. Ny taille basse ❌❌❌
Mbola mazoto mamaky ve??? 😂😂😂😜 Andao ihany ary!!!
🔴PANTALON: Style droit dia atao lava tsara, raha mihantona mantsy dia otran'ny manapaka ranjo, tsy dia tsara.
🔴JUPE: Midi ny longueur manendrika, taille haute ihany, droite na évasée kely, raha moulante dia ataovy misy dakany. 🔥🔥🔥
🔴CHEMISE: Mangalà taille 1 eo ambony ny tena taille anao. Ex: raha L ianao dia XL no tena mety aminao. Ahazoana anle le effet fluide tsara amin'izay.
🔴VESTE: mety daholo ny coupe rehetra fa aza asiana épaulette fotsiny 💯💓💓
Kely sisa!!! 😜😂😂
🔴PULL: Ataovy taille 1 ambony ny tena taille anao koa, mitovy règle amin'ilay chemise teo.
🔴ROBE FLUIDE: Midi na maxi ny longueur tsara, dia robe fluide droite na évasé no tena tsara.
🔴KIRARO: kiraro misy talons no tena tsara 😍😍😍 escarpins, mules, sandales, demi-bottes. Na baskets ihany koa. Ny kapa sy ny bottes lava tsy dia conseilleko loatra.
Dia izaaaaaayyyyy!!!! 😜😜❤️❤️
Ireo ary pin 📌📌📌 tato amiko, zaraiko aminareo!!!
Bà mamy o!!! 😘😘😘

Aza adino ny manao "j'aime" ny page-tsika

Hello les filles!!! ☺️Nanao ahoana ny journée anareo? Ny ahy tena saika nahakivy. Avy ny orana, simba ny kiraro, miakatr...
19/01/2023

Hello les filles!!! ☺️
Nanao ahoana ny journée anareo? Ny ahy tena saika nahakivy. Avy ny orana, simba ny kiraro, miakatra ny fotaka, PIRE 😱 feno fako ny làlana, voahitsaka foana aho 😭
Tonga ato an-trano aho rehefa avy niaritra embouteillage nandritra ny 2h 😵‍💫
Nanapakevitra aho ny hamaoka bottes de pluies amin'izay rahampitso. Isika mihevitra hoe rehefa avy ny orana dia lasan'ny riaka any koa ny style 😅😂
Non an! Omeko Pins📌 vitsivitsy ianareo dia andao hanao thème "stylée en bottes de pluies" rahampitso e!!!
Ba mamy ary o!! 😘

Hello les filles!! Tato ato dia ny mobiliers d'intérieur no hitako tena maresaka ato am Fb ato. Dia contaminée amzay ary...
16/01/2023

Hello les filles!!
Tato ato dia ny mobiliers d'intérieur no hitako tena maresaka ato am Fb ato.
Dia contaminée amzay ary aho 😁
Hitako zao fa ny Valala no tena betsaka mpanaraka raha resaka canapé sy fandriana fa indrindra canapé.
Ka dia tsy naharitra ary Maman'izy 8 miandahy fa nitady modèle canapé tao am pinterest. Dia nahita modèle omby ny fokotany keliny izy 😅
Reo ary!
Anareo ary zao, canapé ohatry ny ahoana no mba tianareo? Avohay hoe izay manana épingles canapé na salon? Na izay efa nanao commande tao amin'ny ? 😉😘

Address

Ampasanimalo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lookimage by My&My posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lookimage by My&My:

Share