03/06/2026
๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ .
Inona moa izany no tena Atao aminโity? ๐ค
Fantatrao Ve fa ny โ๐ซ๐๐ ๐๐ซ๐ โ
Anao dia mety apidi-bola Anao ?๐ na ny volonao , na ny tananao . Na ny halavanao . Ieny izay angamba ilay izy . ๐คท๐ผโโ๏ธ ho jeren-Tsika miaraka izany aminโny ๐ฌ๐๐ฆ๐๐๐ข ๐๐๐ฃ๐ฎ๐ข๐ง โค๏ธ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ @๐๐๐๐ค๐จ ๐ก๐ฎ๐ ๐๐๐ก๐๐ฆ๐๐ฌ๐ข๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ ๐๐ซ๐
Be dia be ny olona no tia maka sary , fa tsy mahay maka sary . Raha tinao ho raisina matotra kosa io fitiavana maka sary io dia natao ho Anao Ity . ๐ซต๐
- efa Tena ao anatinโny fandrosoana isika izao , ary ny โ ๐๐ฆ๐๐ ๐ โ dia zavatra anakโiray Tena Sarobidy be ary mety hanokatra ๐จ๐ฉ๐ฉ๐จ๐ซ๐ญ๐ฎ๐ง๐ข๐ญ๐ฬ๐ฌ ๐ฆ๐๐ซ๐จ .
๐- ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ง
1) Voalohany indrindra , dia hiresaka mindset isika ao , tsy hoe io ny fakan-tsary de 1,2,3 dia vita . ๐ธ
Mila travailler-na ny regard , posing oui fa voalohany indrindra dia ny mindset Mila hanananao ,
Eo aminโny lafiny professionel indray dia ny Mindset mety hanana rehefa miasa miaraka aminโny ๐ฆ๐๐ซ๐ช๐ฎ๐ ๐ข๐ซ๐๐ฒ ๐ง๐ ๐๐ง ๐๐จ๐ฅ๐ฅ๐๐๐จ๐ซ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง.
- ๐๐ฒ ๐
๐๐ก๐๐ญ๐จ๐ค๐ข๐ฌ๐๐ง-๐๐๐ง๐ ๐ tsy eo aminโny fitaratra no azahoana anโizany fa ny rรฉpรฉtition ๐ matetika .
Rehefa tsy mety dia mamerina foana . Avy eo vatanao tafiditra ho azy Satria hoy ianao hoe โ Capable โ ianao .
2) ๐๐จ๐ฌ๐ญ๐ฎ๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ง๐ญ๐๐ฅ๐ : Alohanโny hiditra ao anaty cadre ianao dia Efa ao an-tsainao ny hoe shooting (valable ihany ko Ity aminโny resaka prรฉsentation ) ny shooting dia manomboka ao an-tsaina fa tsy eo Alohanโny objectif ๐ธ
3) ๐๐๐ฅ๐-๐ข๐ฆ๐๐ ๐ : ny fieritreretanao aminโny Maha Iza Anao no mitondra ny fomba fitsanganao , ny fitsikinao .
Ohatra : โianao Ve anisanโiilay rรดle rehefa maka sary miaraka aminโolona ? Sa ianao ilay tsy tafiditra anaty cadre na lasa takona foana โ tadidio fa tsy ny olona no faute aminโizany๐ ๐ซฃ
Ary azo travaillena tsara Izany ! Izay indrindra. Ny any anatinao mintsy aloha no travailler-na vao ny posture Sy ny posing .
4) Ireo croyances limitantes : Izaho hoa tsy photogรฉnique, ๐ฅฒ tsy izay anefa ny Tena marina fa izay foana no excuse Anao hatraminโizay . ๐๐ฉ
II - Ny POSING
1) Corps = Langage ๐ช
Ny vatanao Sy ny fihetsikao dia Milaza zavatra be dia be na dia mbola tsy misokatra ary ny vavanao .
Regard fuyant , des bras collรฉs , une รฉpaule fermรฉe . Milaza zavatra daholo Izany rehetra Izany . Dia Anjaranao no misafidy hoe inona no tianao ampitaina!
๐) ๐๐ซ๐ฬ๐ฌ๐๐ง๐๐
Tsy technique velively Ity ! Fa ilay รtat hidiranao aminโny toerana anakiray .
Ohatra : Rehefa any aminโny toerana iray nareo dia Misy olona miditra , hafa mintsy ny energie oentiny . Na Tonga dia ilay miseho milay be , na ilay Tonga dia tsy jerena mihintsy e ! Invisible ๐ซฅ
๐) ๐๐ง๐๐ซ๐ ๐ข๐ ๐๐ฏ๐๐ง๐ญ ๐ฅ๐ ๐๐ข๐ฅ๐ญ๐ซ๐ :
Ny filtre Ahn Afaka manatsara tarehy , Ohatranโny hoe FaceApp ๐คฃ Ieh zaho manko Mampiasa . Fa tsy afaka mamorona รฉnergie io ๐
Ce qui capte lโattention sur une photo cโest ce que la personne dรฉgage pas ce quโelle cache.
4) Regard / ancrage
Le regard est le point dโentrรฉe de la photo. Si tes yeux sont vides, la photo est vide. Ancre-toi : pense ร quelque chose de rรฉel, de fort รงa se voit immรฉdiatement.
Ity iray Ity no Tena hampivaka anio รฉvรฉnement io ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
Iza ianao dia inona no tinao ho aseho ?
Ity zavatra Ity Ahn be dia be manafangaro azy .
๐ต๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ด๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ . ๐ต๐ ๐๐๐๐๐๐
๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ .
Ohatra : olona tsy tia tailleur Sy mihaja akory , fa hoe izay no malaza dia iny koa fa Ataoko . ๐ na ianao ary mamita-Tena .
Na olona sariaka be Sy be aniany fa hoe tsy maintsy matotra fa raha tsy zany tsy mety . Non travailler-na Izany
2) Cohรฉrence
Ny Visuel , ny รฉnergie ,ny fomba fitsanganao Sy ny zavatra lazainao dia tokony mifanaraka .
Image ray tsy mifanaraka aminโny Maha ianao anao dia miteraka fisalasalana .
๐) ๐๐ข๐ ๐ง๐๐ญ๐ฎ๐ซ๐ ๐ฏ๐ข๐ฌ๐ฎ๐๐ฅ๐ฅ๐
Tsy resaka couleur Sy filtre fotsiny . Cโest un ensemble de choix rรฉpรฉtรฉs qui font que quand les gens voient une photo, ils savent que cโest toi
mรชme sans voir ton nom.
Ary ny Authenticitรฉ !
Be dia be ny zavatra ho zaraina any miaraka aminโny Cathya Romaine Maro be ny tsy ho voalazako eto .
Betsaka izao ny mitady modรจle photo , ny Mampiasa ny image-ny ho fitadiavam-bola . Fa voakajy daholo ny zavatra azo avoako mba hatokisanโny olona anao . Any aminโny Mp ny tohiny๐ฅฐ
Investissement tsara ho Anao ary mety Tonga dia hanokatra ny opportunitรฉ miaraka isika aminโio ๐