Fanaperana Création

Fanaperana Création Création et mode pour tous✂️
Coupe et Couture 🧵
Broderie🌷

Mahasoa anao ity 😊
28/05/2026

Mahasoa anao ity 😊

Fantatrareo ve fa andro iraisam-pirenena ho an’ny fahadiovana mandritra ny fadimbolana ny anio?

« 𝙉𝙙𝙖𝙤 𝙞𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙝𝙞𝙖𝙧𝙖-𝙝𝙞𝙚𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙙𝙞𝙢𝙗𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙝𝙚𝙣𝙖𝙩𝙧𝙖 »

Indro ary misy toro-hevitra ny amin’ny fomba fanjairana ireny « 𝐬𝐞𝐫𝐯𝐢𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐡𝐲𝐠𝐢é𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞 » vita amin’ny lamba ireny.

Mirary alahady mahafinaritra 😍😍
10/05/2026

Mirary alahady mahafinaritra 😍😍

25/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Felicienne Rahoampisoa, Vero Ramiliarisoa, Miangaly Ny Aina, Domohina Raharimamy, Rakotonaivo Harinofy Rica, Ginah Andriamaminiaina, Toky Lalaina, Sarobidy Raharimalala, Safidy Razanakoto, Fÿh Mïarisoa, Camelliah Hr, Rafidiarinjato Fabrice, Fenosoa Zonantenaina, Maman Mihantaniaina, Olivia RaJess Arsou, Antsa Fiderana

Maro amin’ny vehivavy no mahatsapa fa mihintsana sy miha-simba  ny volo rehefa mandeha ny fotoana. Ireto misy fomba tsot...
17/03/2026

Maro amin’ny vehivavy no mahatsapa fa mihintsana sy miha-simba ny volo rehefa mandeha ny fotoana.
Ireto misy fomba tsotra afaka atao ao an-trano:
🌿 Manotra loha amin’ny menaka (coco , olive, ricin na vitamine E)
🌿 Aza mampiasa fitaovana mamay be amin’ny volo.
🌿 Mihinana sakafo misy vitamine sy protéine.
🌿 Manasa volo amin’ny shampoing malefaka.
Fikojakojana kely isan-kerinandro dia afaka manampy ny volo ho matevina indray! ✨

💬 Inona no ataonao mba hahatonga ny volonao hatevina sy haniry tsara foana? Andao hifampizarana eto amin'ny commentaire ary e😊

📷Sary fanehoana



🪡tissu rideaux  marbré 🧵 ✅Lin tsara be👉2,80m de large📩Mp Avy hatrany
16/03/2026

🪡tissu rideaux marbré 🧵
✅Lin tsara be
👉2,80m de large
📩Mp Avy hatrany

🌹Isika Vehivavy 🌹 🌸Tsy miady zo hitovy amin'ny lehilahy isika. Tsy satria tsy mahay miady  fa satria mahalala  ny tombam...
08/03/2026

🌹Isika Vehivavy 🌹

🌸Tsy miady zo hitovy amin'ny lehilahy isika. Tsy satria tsy mahay miady fa satria mahalala ny tombambidin'ny toerana nomen'Andriamanitra antsika isika.

🌸Manana zo feno isika amin'ny maha-olona antsika. Saingy ny zo lehibe indrindra dia ny manaja ny rafitra napetrak'Andriamanitra. Tsy ilain-tsika ny manova izany.

🌸Tokony manaiky isika ho « fanaka malemy » Aoka Tsy ho diso hevitra, ny fanaka malemy resahana eto dia tsy midika ho fanambaniana velively fa Ilay toerana mendrika nametrahan'ilay Mpahary antsika , sarobidy loatra ka ilaina tandremana fatratra , hajaina,tsy atao an-tsirambina fa kolokoloina amin'ny fitiavana.
Tsy fahalemena noho izany ny manaiky ho Fanaka malemy mba hanajan'ireo lehilahy antsika 📖 1 Petera 3:7 : " Ary toy izany koa ianareo lehilahy, miaraha mitoetra aminy araka ny marina; manaja ny vavy, tahaka ny mety atao amin'ny fanaka malemilemy kokoa sady mpiara - mandova ny fahasoavan'ny fiainana"

🌸Manaiky ihany koa isika ho mpanampy tandrify fa tsy mpifaninana amin'ny lehilahy, tsy ambany isika raha manaiky izany fa tena mendrika . Mpiara-mijoro, mpiara-manorina fiainana iray, fanakaviana iray.
📖 Genesisy 2:18

🌸Isika vehivavy dia manana hasina, zo ary lanja.
Ny hasintsika dia tsy avy amin'ny fifaninanana amin'ny lehilahy fa avy amin'ny fanajana ny toerana sy ny drafitra napetrak'Andriamanitra.

🌹Vehivavy isika 🔥

✍️Fanaperana Création

🔴Raha misy loza dia ireto no antsoina Avy hatrany 🔴
11/02/2026

🔴Raha misy loza dia ireto no antsoina Avy hatrany 🔴

🤎🌾✨
23/01/2026

🤎🌾✨

Mode Manjakely ☺️vintage ❤️❤️❤️
11/01/2026

Mode Manjakely ☺️
vintage ❤️❤️❤️

📍Ho feno fahombiazana sy fitahiana ary fahasalamana anie ianao amin'ity 2026 ity 🎁☺️ 📍Avelao ivalona niaraka tamin'ny ca...
05/01/2026

📍Ho feno fahombiazana sy fitahiana ary fahasalamana anie ianao amin'ity 2026 ity 🎁☺️
📍Avelao ivalona niaraka tamin'ny calendrier 2025 ireo rehetra ireo ⬇️

Address

En Ligne
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261334331293

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanaperana Création posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share