Vina MG

Vina MG Vente en ligne ⭐

⭐️15 000 Ar - 20 000 Ar - 25 000Ar⭐️Tsita elaela kely fa tonga hitondra arrivage milay BEMbola tsy tara ry reto amin’ny ...
08/10/2024

⭐️15 000 Ar - 20 000 Ar - 25 000Ar⭐️

Tsita elaela kely fa tonga hitondra arrivage milay BE
Mbola tsy tara ry reto amin’ny fividianana Sac à dos ho an’ny ankizy, mety ho an’ny lehibe ihany koa😍

Qualité milay be matevina tsara, avec porte gourde

❌stock très limité❌

MP + contact + lieu de livraison

Aza tara fa tena vitsivitsy sisa ooooBandoulière, sac à épaules, sac GM ao daholo e 😅Aza adino ny manao J’AIME sy manara...
01/07/2024

Aza tara fa tena vitsivitsy sisa oooo

Bandoulière, sac à épaules, sac GM ao daholo e 😅

Aza adino ny manao J’AIME sy manaraka ny pejy ahafahanareo manaraka tsy tapaka ny arrivagetsika masaka be foana.

JP + CONTACT + LIEU DE LIVRAISON😊

Tonga dia MP avy hatrany.
Bon Shopping😍

30/06/2024

Miarahaba anareo rehetra izahay ato amin’ny Vina MG 😊

Mankasitraka be dia be an’ireo mpanjifa sy mpanaraka ny pejy hatrany fa tena maro dia maro ianareo no mifanesika any anatin’ny MP amin’ny fanjifana ny article ato aminay. Miezaka manome ny tsara hatrany ho anareo izahay ato amin’ny Vina MG
Marihana anefa fa ireo izay manao JP + CONTACT + LIEU DE LIVRAISON ihany no confirmé tompon’ny article mialoha. Raha toa ka misy ny fahadisoana avy aty aminay (erreur d’articles ou de couleur, défaut de pointure ) irery izay vo manao échange izahay koa hiangavina ianareo mba i-vérifier tsara ny commande sy ny entanareo amin’ny fotoanan’ny livraison.

Raha ohatra kosa tsy mety aminao ny entana commande-nao dia amin’ny fotoanan’ny livraison IRERY IHANY no afaka anaovanao RETOUR azy fa kosa mila mandoha ny FRAIS DE LIVRAISON ifanarahana ao amin’ny MP

TSY MISY HEURE FIXE NY FOTOANA FANAOVANAY LIVRAISON TOMPOKO fa enjehinay arak’izay tratra amin’ny andro ataonareo anaovana ny livraison anefa

Mankasitra indrindra amin’ny fanjifana ato amin’ny Vina MG 😊

Aza adino ny manao J’aime sy manaraka ny pejintsika.

Bon shopping 🤩

Un sac GM acheté = un bandoulière offert 🤩Manja be daholo 😍Inona ny andrasana fa ito ny sac GM ki anh 😅Sady amin’izay ...
29/06/2024

Un sac GM acheté = un bandoulière offert 🤩

Manja be daholo 😍

Inona ny andrasana fa ito ny sac GM ki anh 😅
Sady amin’izay mbola misy cadeau assorti😍

30 000 Ar fotsiny😱

Couleur dispo doré, argenté, gris, crème, noir et bleu gris

LOUIS VUITTON Felicie masosotra kely 😍Tonga dia amle manoratra mihintsy anh25 000Ar fotsiny
27/06/2024

LOUIS VUITTON Felicie masosotra kely 😍
Tonga dia amle manoratra mihintsy anh

25 000Ar fotsiny

Sac 2 en 1 GM Manja be nefa dia 30 000 Ar fotsiny ki manja a 😍
27/06/2024

Sac 2 en 1 GM

Manja be nefa dia 30 000 Ar fotsiny ki manja a 😍

🤩 C E L I N E rose poudré 🤩Tena vitsy tena vitsy fa tonga dia MP avy hatrany😉30 000 Ar seulement 😱
27/06/2024

🤩 C E L I N E rose poudré 🤩

Tena vitsy tena vitsy fa tonga dia MP avy hatrany😉

30 000 Ar seulement 😱

Sac à épaule nefa sady réglable bandou koa 😍Vitsivitsy fa aza tara annnCouleur dispo NOIR, MARRON et en 2tons BEIGE-CAME...
27/06/2024

Sac à épaule nefa sady réglable bandou koa 😍
Vitsivitsy fa aza tara annn

Couleur dispo NOIR, MARRON et en 2tons BEIGE-CAMEL

25 000 Ar seulement🫣

Bandoulière 😍 SHEIN 😍manjakely hatrany ooocouleur dispo NOIR20 000 Ar 🤩
27/06/2024

Bandoulière 😍 SHEIN 😍manjakely hatrany ooo

couleur dispo NOIR

20 000 Ar 🤩

Tsidio ny pejy oo😊
26/06/2024

Tsidio ny pejy oo😊

Tonga ny arrivage tsika ooo😍🤩PAS PLUS DE 30 000 Ar🤩Prix et details sous chaque photo.Aza tara fa vitsivitsy ihany anh😉
25/06/2024

Tonga ny arrivage tsika ooo😍
🤩PAS PLUS DE 30 000 Ar🤩
Prix et details sous chaque photo.

Aza tara fa vitsivitsy ihany anh😉

❌PROMO BEEEEEE❌Jacquemus 32 000ar détails ary 30 000ar gros
14/11/2023

❌PROMO BEEEEEE❌
Jacquemus 32 000ar détails ary 30 000ar gros

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vina MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share