Tsara Tsiro

Tsara Tsiro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsara Tsiro, Merchandising Service, Anjanahary, Antananarivo.

17/06/2022

Isaorako ny Tompo fa Faly be aho satria afa-po ireo nanao ilay commande ary tonga soa aman-tsara ny colis izay nalefa tany Port Berger,lavitra kanefa izay ilay mitady ny tsara 馃槏馃槏 Misaotra anareo nanao ilay commande 馃檹馃槉

Commande cake androany,izay tena hoe anisan'ny nahafinaritra ahy satria izy ireo tsy eto Antananarivo fa any @ faritra 馃槏...
16/06/2022

Commande cake androany,izay tena hoe anisan'ny nahafinaritra ahy satria izy ireo tsy eto Antananarivo fa any @ faritra 馃槏馃槏馃槉馃槉
Misaotra anareo nametraka fahatokisana aty aminay ka de lasa ny entana ka tongavasoa ny entana ary mihin脿na finaritra ooo 馃槂

16/06/2022

Tsy mifidy izahay fa na ianao olon-tsotra mitady fomba azahoana vola,na fiangonana na koa association,manasa anao hifampitafa ao @ mp avy atrany

Miarahaba antsika rehetra 么么么, Tsara Tsiro dia vonona handray anao raha toa ka manana faniriana hikarakara op茅ration CAK...
16/06/2022

Miarahaba antsika rehetra 么么么, Tsara Tsiro dia vonona handray anao raha toa ka manana faniriana hikarakara op茅ration CAKE
Misy sal茅 izy io ary koa sucr茅,manasa anao hiditra ao @ mp raha Liana,na any @ faritra aza ianao,azo atao tsara mihintsy izany

Address

Anjanahary
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Tsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share