Vehivavy sy ny Amanjàny

Vehivavy sy ny Amanjàny Vehivavy sy ny Amanjany

Finaritra oNY fomba fanasana loha indray no horesahatsikaAnisan'ny fomba tsotra Nefa tena manandanja @ fikarakarana ny v...
21/02/2026

Finaritra o
NY fomba fanasana loha indray no horesahatsika
Anisan'ny fomba tsotra Nefa tena manandanja @ fikarakarana ny vatana ny fanasana ny loha
Ity misy torohevitra kely Nefa tena mahomby ikojakojana ny loha sy ny volontsika.
1- bangoina aloha ny volo mialohan'ny hanasana ny loha mba hialan'ilay miraikidraikitra amin'ny volo sy lohambolo

2- sasana @ rano matimaty ny loha mba hammpisokatra tsara ny pore amin'ilay miala tanteraka ny loto,

3- ny fampiasana ny shampooing :
Hosorana @ felatanana dia kosikosehina aloha vao ahosotra @ hodi-doha
Dia Somary arahina massage kely eo @ 2 à 3 minutes eo

4- ny fampiasana ny après shampoing :
Manomboka eo @ fisasahan'ny volo no Hosorana après shampoing fa tsy ny hodi-doha, avy eo alona kely 2 à 3 minute d kobanina avy eo

5- tsara raha rano mangatsika no hanakobanana farany raha mahazaka ianao satry ny rano mangatsika manakatona ny écailles ka mampangirana ny volo

6- rehefa hamafa loha dia tsy tsara ny mameha mafy azy @ serviette fa manapatapaka ny volo fa ny mety dia fafafafaina fotsiny mba hialan'ilay rano

Izay ary no azo natolotra dia aza adino ny mi s'abonner @ Page fa torohevitra Maro no hozaraitsika

Ho avy zao ny carnaval oooTy misy déguisement métier (médecin)Pour enfant 4 ans et demi à 6 ans
13/02/2026

Ho avy zao ny carnaval ooo
Ty misy déguisement métier (médecin)
Pour enfant 4 ans et demi à 6 ans

Miarahaba antsika rehetra membre oTsy mety lava mihitsy ve ny volonao ? Na koa tapatapaka sy vakivaky ary be angandrano ...
24/03/2025

Miarahaba antsika rehetra membre o
Tsy mety lava mihitsy ve ny volonao ? Na koa tapatapaka sy vakivaky ary be angandrano ?
Ity ary misy astuce kely zaraiko aminao, tsotra kely n'y fampiasana azy nefa tena mahasoa anao
Zavatra ilaina : ROMARIN
👉 Ranona romarin

1) Maka tangozana romarin ianao dia ampangotrahana ao anaty rano 3 zinga, rehefa mangotraka ela ao ilay izy dia bataina ary tsihifina ka avela angatsiaka.

2) Mandrampangatsiaka ilay ranona romarin dia manasa ny lohanao toy ny mahazatra ianao ( afaka mampiasa shampooing, masque, )

3) Rehefa vita sasa tsara ny volonao, izany hoe efa madio tsara, dia ilay ranona romarin iny no anakobanana ilay volo amin'ny farany .

👉 Menaka Romarin
maka laingona romarin kely ary atao ao anaty menaka fampiasanao amin'ny bain d'huile : huile coco, huile de ricin, huile d'olive sns .

Izay ary ny masaka azo natolotra fa aza adino ny manaraka ny pejy sy mizara izany
Merci

Sac cabasse matelassé Couleur noir dispo Cuir de très bonne qualitéPassez vos commandes en mp
14/03/2025

Sac cabasse matelassé
Couleur noir dispo
Cuir de très bonne qualité
Passez vos commandes en mp

Aza adino ny mi j'aime ny page fa hisy torohevitra mahasoa hozaraiko amitsika amin'ity volana ity
12/03/2025

Aza adino ny mi j'aime ny page fa hisy torohevitra mahasoa hozaraiko amitsika amin'ity volana ity

30/01/2025
Téléphone d'éveil pour enfant (8 à 12 mois)Passez vos commandes en mp
30/01/2025

Téléphone d'éveil pour enfant (8 à 12 mois)
Passez vos commandes en mp

Taille S, M, L, XLPassez en mp pour faire vos commandes
04/02/2023

Taille S, M, L, XL

Passez en mp pour faire vos commandes

Address

10 B Antsahamamy
Antananarivo
101

Telephone

+261327956379

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vehivavy sy ny Amanjàny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category