15/04/2026
IZA NY OLONA NIANKINA TAMIN' ANDRIAMANITRA KA RATSY FIARA?
Tadidio tsara, raha tena mamaky baiboly ianao, fa maro ireo mpanompon' ANDRIAMANITRA nandalo ady mahamay, toany SADRAKA, MESAKA, ABEDNEGO izay ho atsipy ao anaty lafaoro tena mamay ao @ DANIELA 3 ; 19 , 20,, Dinio ny tantara fa nifikitra mafy tamin' ANDRIAMANITRA ireo, na dia mafy ary ny fanenjehana nahazo ary 3 lahy,, Fa raha mandinika ny tantara ianao Dia tsara fiafara izy 3 lahy ireo ❤
Te mba hampatsiahy sy ampahery anao za androany ,
MANDALO ADY MAMAY VE IANAO ?
MANDALO KORONTANA VE NY TOKATRANONAO SA NY FIAINANAO REHETRA ?
MANDALO TSY FAHASALAMANA VE IANAO SA NY ANKOHONANAO ??
SA INONA ZAVATRA TENA MANAHIRANA ANAO EH ??
Ny zavatra rehetra ry namako dia hain' ANDRIAMANITRA, maro ireo olona efa nandray
FAHASOAVANA,
FANASITRANANA
FAMONJENA
FANAFAHANA
FIADANANA
FIFALIANA sns,,, tao am JESOSY avokoa izany rehetra izany, koa izany no hitaomako anao androany mba tena handroso hitady an'I JESOSY ianao, mila manana hetaheta ianao raha te handray zavatra havamin' ANDRIAMANITRA ❤
Matio 11 : 28
Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.
RAPITSO ALAROBIA NY FOTOANA ETSY @ LES TROIS FRERE ANDREFANAMBOHIJANAHARY, @12
ento ny marary ireo manana olana saro-bahana, sy ireo miatrika ady sy olana goavana,, vonona ny hanafaka anao JESOSY KRISTY, mbola tsy miova ny HERINY sy ny FAHEFANY ❤
miandry anao ny TOMPO tongava soa daholo ❤