Maman & Bouta jejouuu

Maman & Bouta jejouuu Mizara zavatra mamikely ho anareo izahay 😘😻😍 bisous bisous 😍😘

Bonsoir bonsoir 😍😍😍 ityh ny vokatra forget vaovao be anh jus naturel matsiro be 😍πŸ₯°πŸ˜˜ mandray commande miantso ny laharana...
20/12/2025

Bonsoir bonsoir 😍😍😍 ityh ny vokatra forget vaovao be anh jus naturel matsiro be 😍πŸ₯°πŸ˜˜ mandray commande miantso ny laharana na manDefa mp πŸ‘Œ
Ny cacapigeon ihany ko Tena matsiro be tonga de mp fa mora sady tsiro hafa mihintsy 😍😍😍

Hello 😍😍😍 Tatarainay sy bouta zavatra nareo πŸ˜ŒπŸ˜‡ I Bouta mo zany efa zoky ato atrano efa mande miantsena irery (ny olona e...
18/12/2025

Hello 😍😍😍
Tatarainay sy bouta zavatra nareo πŸ˜ŒπŸ˜‡ I Bouta mo zany efa zoky ato atrano efa mande miantsena irery (ny olona ety mo efa mahafantatra anazy avokoa β€¦πŸ˜β€¦izy afarana hoe tsy miresadresaka Amin’olona fa refa Mande de any amzay anirahana …)
Hay Kay izy tyh misy ankizivavikely mila ady aminy Zaza eo @ 12 taona eo eo πŸ™ƒπŸ€¨
Izy mo tsy de mitaraina lotra fa nitaraina iany izy ny farany fa tenenin’io ankizy io fona Kay izy
β€œTena matavy be mihinana produit no mapatavy be atena , tavy ranony be fotsiny Tena 😏 β€œ
Namaly izy ny farany hoe ndri no mahia kely tsy ampy sakafo any πŸ₯±πŸ˜‚πŸ€£
Ianao mampianatra ny zanakao hoe aza mamaly fa le izy kosa rehefa feno ny kapoka aleo mamaly iany … ilay fiaraha-Monina mihintsy no manimba i lndraindray satri tsy mahay miaina Amin’ny lavak’orona ngamba πŸ˜’πŸ«’πŸ˜Œ
Zay aloha ny androany fa mirary tontolo andro mahafinaritra 😍πŸ₯°πŸ˜˜

14/12/2025
14/12/2025

Mirary alahady finaritra ho eo ambany fitahin’Andriamanitra 😍😍😍

11/12/2025

Rehefa avy mianatra dia zao fona ny zava-mitranga 😍😍😍

11/12/2025

Rehefa avy mianatra I Bota dia zao fona no mitranga 😍πŸ₯°πŸ₯°
Bisous bisous 😘

Bonjour bonjour 😻😻😻Ireto ry zareo misy haut mafatifaty kely ah Tissu Fibranne tena hoe top tsara lotra Taille S M 😍Prix ...
10/12/2025

Bonjour bonjour 😻😻😻
Ireto ry zareo misy haut mafatifaty kely ah
Tissu Fibranne tena hoe top tsara lotra
Taille S M 😍
Prix 12.000ar
Bonne journée daolo ôh 😍😍😍

09/12/2025

Bonjour bonjour 😍😍😍

08/12/2025

Salama Γ΄h ,Maman & Bouta Jejou dia faly Miarahaba anareo Tongasoa eto Amin’ny pejy 😍
Ny Fehizoro Andrianalisoa

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman & Bouta jejouuu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share