DIO service

DIO service Izahay eto @ DIO service Dia manao ny asa rehetra manodidina ny fanadiovana. Na ny lamba fitafy izany na ny lamba fampiasa ao antokantrano.

Ka aza misalasala miantso avy hatrany ra Mila fanazavana fanampiny fa vonona anome fahafampo anareo izahay.

🥰🌹Hello !!Nous avons une très belle offre pour cette semaine 👉 Pour 25 vêtements lavés 👖🥻👗 1 lavage de paire de chaussur...
27/09/2022

🥰🌹Hello !!
Nous avons une très belle offre pour cette semaine
👉 Pour 25 vêtements lavés 👖🥻👗 1 lavage de paire de chaussures offert 👟👟
👉 Pour 4 couvertures lavées, lavage de 2 taies d'oreiller offert
👉 Pour 4 chaussures lavées🥿👞 lavage de 4 paires de chaussettes 🧦offert

📌Frais de livraison et récupération gratuite pour : Mahamasina, Anosy, Amparibe, Andrefan'Ambohijanahary

📱 0349638318

17/09/2022

Miarahaba antsika rehetra tratry izao sabotsy izao indray
📢📢📢 Mbola afaka maka🏃 ny lambanareo fona izahay na de weekend Ary anh !!!👗👔🧥🥼. N'y frais manomboka 👉4000 ariary .
N'y sarany sasa lamba kousa Dia manomboka 👉 200 ariary .
Aza misalasala Ary mandefa mp n'a miantso avy atrany fa vonona anome fahafampo ho anao izahay eto @ DIO service 😀.
Isaorana ireo izay efa nanome fitokisana any sahady 🙏🙏🙏🙏 fa tsy andiso fanantenana anareo izahay.
Manantena fiarahamiasa

16/09/2022
15/09/2022

Izahay eto @ Dio service dia manao ny asa rehetra momba ny fanadiovana lamba fitafy sy lamba an-tokantrano. Raisinay maloto Ary averina voapasoka sy manimanitra. Aza misalasala miantso raha Mila fanazavana fanampiny fa vonona izahay ny hanome fahafampo anareo.
☎️0349638318
☎️0338498846

Address

Mahamasina
Antananarivo
101

Telephone

+261338498846

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DIO service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category