03/03/2026
AHOANA NO HITAZOMANA NY AKANJO TSY HO VASOKA ?
Ireto misy toro-hevitra tsotra mba hitazomana ny akanjo tsy ho vasoka 🌸
✅ Aza atao be savony be rehefa manasa lamba : ny fanosoranao savony be dia mety hahatonga ny lamba ho mihena aingana ny lokony .
✅Sasao mivadika ( à l’envers )
avereno anatiny ivelany ny akanjo alohan’ny hanasana azy , indrindra raha akanjo misy soratra.
✅Saraho ny loko :
Aza ampiarahana ny loko maizina ( mainty, manga , mena …) sy ny loko mazava ( fotsy, beige , …)
✅Aza mampiasa rano mafana
✅Aza atao midanika masoandro be ny lamba rehefa atapy
✅Fidio sy vakio tsara ny produit ampiasaina sao misy « javel » na zavatra manala loko ny composant any.
Mbola misy mahay fikafika hitazomana ny lamba tsy ho mora vasoka ve? alefaso ao am commentaire sao mahasoa ny hafa 🌸🌸