Canal+ STORE Analakely

Canal+ STORE Analakely 📱Contacts:
0344127760
0344827741
0344227701
0387815160
0382427702
0344497505
0384927706
0344227710

📺 Rahariva indray ny fotoana ao amin’ny Chaine 02  ⏰ Manomboka amin’ny 07 ora hariva  ⚽ Iza no ekipa tohananareo amin’iz...
01/07/2026

📺 Rahariva indray ny fotoana ao amin’ny Chaine 02
⏰ Manomboka amin’ny 07 ora hariva
⚽ Iza no ekipa tohananareo amin’izao ?

Ilay olona ary efa marary tsy tafatsangana, dia ry Raprezy mbola manadroadro ihany !😅Tsy mety matotra mihintsy ity rapre...
29/06/2026

Ilay olona ary efa marary tsy tafatsangana, dia ry Raprezy mbola manadroadro ihany !😅
Tsy mety matotra mihintsy ity raprezy ity ka …… 😅
aza tara ary fa mbola hanao azy ity raprezy ity a !😄

Tohiny arahantsika rahariva🎬☺️


29/06/2026

🥳Volana jona miavaka🥳
📺Fandaharana natokana ho an'ny ankizy no arahinao manomboka ny Alarobia izao
⏰ Amin'ny 08 ora sy sasany maraina sy
⏰ Amin'ny 02 ora sy sasany hariva
📆Isaky ny alatsinainy hatramin'ny Zoma
👉Manaraha finaritra ary e!🥰

📆 Mihamandroso hatrany ny lalao. Arahinao  anio hariva amin’ny 08 ora alina ao amin’ny Chaîne 02 BRÉSIL VS JAPONCanal+ S...
29/06/2026

📆 Mihamandroso hatrany ny lalao. Arahinao anio hariva amin’ny 08 ora alina ao amin’ny Chaîne 02

BRÉSIL VS JAPON

Canal+ STORE Analakely

📆 Mihamandroso hatrany ny lalao. Arahinao  anio hariva amin’ny 08 ora alina ao amin’ny Chaîne 02 BRÉSIL VS JAPON
29/06/2026

📆 Mihamandroso hatrany ny lalao. Arahinao anio hariva amin’ny 08 ora alina ao amin’ny Chaîne 02

BRÉSIL VS JAPON


26/06/2026
🇲🇬 Arahabaina ny Vahoaka MALAGASY rehetra manerana ny Nosy tratry ny ASARAMANITRA 2026  🥳🥳Mirary fety sambatra sy feno f...
26/06/2026

🇲🇬 Arahabaina ny Vahoaka MALAGASY rehetra manerana ny Nosy tratry ny ASARAMANITRA 2026

🥳🥳Mirary fety sambatra sy feno fifaliana ho antsika rehetra izahay eto amin'ny Canal+ STORE Analakely ✨

23/06/2026

🇲🇬 MALAGASY MIFETY 🎉🎉🎉

Niaina fisedrana sy fahoriana maro ireo ray aman-dreniben’i Saholy ; noho izany, mba ho fiarovana amin’ny fahavalo dia t...
23/06/2026

Niaina fisedrana sy fahoriana maro ireo ray aman-dreniben’i Saholy ; noho izany, mba ho fiarovana amin’ny fahavalo dia tsy maintsy lovaina io lova maha mpamozavy io !
Lova tsy mifindra ary tsy azo lavina ilay maha mpamosavy ! henjana ihany izy ity ….. !

Ankafizo hatrany ny tohiny ! 🥰


Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Canal+ STORE Analakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category