27/05/2026
Coucouu 🥰✨
Mbola mandray commande haut stylé hatrany izahay an😍
Nitondra fanatsarana izahay mba hanomezana fahafahampo ho anareo
Nohatsaraina ny tissu ✨
Nampiana couleurs maro ihany koa mba hanananareo choix betsaka sy hahitanareo style tena mety aminareo 🤭🛍️
Koa aza misalasala mandefa ny modèle tianareo ary 🥰
Bisous daoly 😘