Mah'liana Cosmetiques

Mah'liana Cosmetiques Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mah'liana Cosmetiques, Apparel & Clothing, Antananarivo.

 ✅Manala ireo panda efa ela tsy mety afaka✅Manala ireo tasy sarotra esorina✅Manala ireo menamena na mangana @ tarehy✅Mit...
04/11/2022


✅Manala ireo panda efa ela tsy mety afaka
✅Manala ireo tasy sarotra esorina
✅Manala ireo menamena na mangana @ tarehy
✅Mitsabo ny tarehy simban'ny produits chimique
✅Mitsabo ny tarehy feno mony na point noir
✅Mamafa ireo karazana cicatrice na vergeture
✅Manala ride na kentrona @ tarehy
✅Miaro ny tarehy @ masoandro
✅Manamandina ny hodi_tava
✅5 andro monja dia mahita vokatra tsara

Azo antoka tanteraka, vita avy amin'ny Calophylum inophylum miampy ireo singa natoraly ilain'ny hoditra.

⚫Capacité: 100ml: 23000Ar
Afaka miditra MP avy hatrany
0349575243

 -Manala ireo kentrona rehetra @ tarehy-Manala poche na cerne eo @ maso -Manenjana ny hodi-tava-Miaro ny tarehy tsy hiro...
23/10/2022


-Manala ireo kentrona rehetra @ tarehy
-Manala poche na cerne eo @ maso
-Manenjana ny hodi-tava
-Miaro ny tarehy tsy hiroraka
-Mitaiza ny tarehy ho tanora lalandava

Vokatra natoraly vita avy @ fleur de rose
22.000Ar ny 100ml

Afaka miditra MP avy hatrany
034 95 752 43

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mah'liana Cosmetiques posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share