Namako ianao

Namako ianao toutes articles ✅

APHTE❄️APHTES❄️☘️Fery anatin'ny molotra na atin'ny vava na akanjonify. 💮Inona no mahatonga azy iray am ireto1- 🍃Tsy faha...
02/04/2024

APHTE
❄️APHTES❄️
☘️Fery anatin'ny molotra na atin'ny vava na akanjonify. 💮
Inona no mahatonga azy iray am ireto
1- 🍃Tsy fahampiana vitamine ( toy ny vitamine B 12, acide folique, zinc, vitamine C)
2- Stress 🌸
3- 🏵️🏵️Fihinanana sakafo matetika toy ny mofo🍞, gâteau🥞, biscuit, nouilles sns.... Ireo ni mahatonga ny vitamine tsy ampy
4- 🌹🌹Olana am fandevonan-kanina, aretim-bavony, aretin'ny aty
TSY MIFINDRA ny Aphtes
Mety ho tsy fahampiana vitamine no mahatonga izy miverimberina matetika
💮💮Zavatra tokony atao☘️☘️
- 🌿🌿Mihinana vitamine B complexe, vitamine C, acide folique
- 🍃Ajanony ny fihinanana biscuits, gâteau,🥞 mofo🍞 ao anatin fotoana lavalava
- 🍃Mihinana sakafo🍽️ ara pahasalamana tsara... ( legumes, fruits)
- 🍃Afaka manontsana vava am rano asina bicarbonate de soude 🍀
- 👎Afaka asina tantely🍯 sy citron🍋 koa
- 💥💥Afaka manontsana vava am rano asina vinaigre de cidre💥
- 🍃Mihinana yaourt matetika 🍀

🔴 𝙈𝘼𝙉𝘼𝙇𝘼 𝙈𝘼𝙆𝘼𝙁𝙊𝙆𝘼 ⚠️⚠️⚠️ | Maro aminareo Bôgôsy no makafoka velona ka malemilemy nohon'ny Alcool maro lany omaly.✅ Ny an...
02/04/2024

🔴 𝙈𝘼𝙉𝘼𝙇𝘼 𝙈𝘼𝙆𝘼𝙁𝙊𝙆𝘼 ⚠️⚠️⚠️ | Maro aminareo Bôgôsy no makafoka velona ka malemilemy nohon'ny Alcool maro lany omaly.

✅ Ny antony mampakafoka dia ireto zavatra ateraky ny Alcool lany ireto, dia ny :
👉🏾 tsy fahampiandrano (déshydratation),
👉🏾 tsy fahampiany siramamy (hypoglycémie),
👉🏾 tsy fahampiany potassium (hypokaliémie),
👉🏾 tsy fahampiany vitamine B,
👉🏾 faharerahan'ny aty sy ny vavony.

_______
𝙏𝙤𝙧𝙤-𝙝𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙖 0️⃣7️⃣ 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙡𝙖 𝙈𝘼𝙆𝘼𝙁𝙊𝙆𝘼 :

❌ #𝙍𝘼𝙉𝙊💧telo vera🥛alohan’ny hatory (mamerina ny rano very tamin’ny alcool).

❌ 🥕🥬🧄🍜 (na Soupe Paty na Vary Aminanana) : mitondra rano sy sira hoan'ny vatana mamerina hery (tsara koa ny ron-dRavimbomaga misy patsa). Afaka ampiana 🌶 hanala havizànana tsara.

❌ #𝙅𝙐𝙎 𝘾𝙄𝙏𝙍𝙊𝙉 🍋 na #𝙅𝙐𝙎 𝙊𝙍𝘼𝙉𝙂𝙀 🍊: mitondra rano hoan'ny vatana sy vitamine C mamelombelonaina (ataovy mamy tsara).

❌ #𝙏𝘼𝙉𝙏𝙀𝙇𝙔 🍯 na #𝘾𝙊𝘾𝘼-𝘾𝙊𝙇𝘼🥤: mamerina ny siramamy sy ny potassium izay mampatanjaka.

❌ #𝙑𝙊𝘼𝙏𝘼𝘽𝙄𝘼 🍅 : be vitamines, sy siramamy ary lycopène (izay tsara hoan'ny aty).

❌ #𝘼𝙆𝙊𝙉𝘿𝙍𝙊 🍌 : manala ilay mavesatra ao amin'ny vavony sy mitondra potassium ilain'ny vatana hanafaka ny harerahana.

❌ #𝘼𝙏𝙊𝘿𝙔 🥚🍳 : mitondra vitamine B izay anisany very amin'ny alcool (soupe atody, na œuf sur plat, na œuf dur, na omelette, mety daholo).
🎀𝙎𝘼𝙈𝙄𝘼 𝙈𝙄𝙕𝘼𝙍𝘼
___
Page : Inona vaovao Dokotera 🥕

01/04/2024

🔴𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗠𝗣𝗬 𝗖𝗔𝗟𝗖𝗜𝗨𝗠 ⚠️⚠️ | Raha ny zavatra hita eny @ fiaraha-monina, dia isika Malagasy ngamba no firenena be olona mi-décal indrindra.

➡️ Satria mihetsika kely, mi-décal. Miodina kely, mi-décal. Farany tena hi-décal tokoa anie.

✅ Ka zaraiko anareo androany ny tena fambara raha mi-décal tena mi-décal ianao.

❌ Volivoly ny molotra sy ny manodidina ny vava
❌ Mi-Crampes ny ratsa-tanana (hita @ sary fanehoana)
❌ Mora mi-crampes ny hozatra rehetra @ vatana
❌ Mifanitontsitona ny ozatry ny tarehy, ny volomaso
❌ Midororo sy mihanahana, tsy mahavita ninoninona
❌ Maina kina ny hoditra, sady miofakofaka
❌ Malemy ny hoho, mora tapaka sy vakivaky
❌ Mahavakivaky sy mampiongotra volon-doha
❌ Mahakivikivy lava @ zavatra tsy tokony hahakivy
❌ Mampifanintona sy mahatorana
❌ Mampikorontana ny fidoboky ny fo
❌ Mahafaty raha tsy voatsabo tsara

🔥 Marihina fa ny analyse-na rà ihany no manamarika fa latsaka tokoa ny Calcium-nao. Ka aoka izay ny fihinànana Calcium isaky ny mihetsika fa ho tsentsina eo ny fantsona mpamoaka amany ka ho raharaha be.

❤ 𝗦𝗔𝗠𝗜𝗔 𝗠𝗜𝗭𝗔𝗥𝗔

___
Page : Inona vaovao Dokotera 🥕
N.B : nadika dia nozaraina satria Namako Ianao☺️

Coucou daholo 🥰🥰, torohevitra kely ho any tsy fahasalamana arabatana,havizanana,fanaintainana,andramo ary mahaso 😊 anao ...
31/03/2024

Coucou daholo 🥰🥰, torohevitra kely ho any tsy fahasalamana arabatana,havizanana,fanaintainana,andramo ary mahaso 😊 anao ty
ny TANATANAMANGA :
Zava maniry tsy sarotra tadiavina izy ity,
inona no azo ampiasana azy???
Manana singa manala ny fanaintainana ity zava maniry ity , manala havizanana, ozatra manaintaina
fomba fampiasana azy :
Maka raviny 3-7 arakaraky ny olona
-tenehina (ampangotrahina) ary iny ranony iny no androna .
Alohan'ny hatory no tena tsara hanaovana azy.
Afaka averimberina anatin'ny andro maromaro izany ra misy ny fahafahana.
Mirary soa daholo ary dia mirosoa hasina hatrany a♥️♥️♥️

🔴 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔 𝗡𝗬 𝗛𝗘𝗡𝗔 ⚠️⚠️⚠️ | Fantatra ankehitriny fa maro ny aretina mety ho azo amin'ny fihinanan-kena be loatra, ...
30/03/2024

🔴 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔 𝗡𝗬 𝗛𝗘𝗡𝗔 ⚠️⚠️⚠️ | Fantatra ankehitriny fa maro ny aretina mety ho azo amin'ny fihinanan-kena be loatra, mihoatra ny tokony ho izy. Ao anatin'izany ny Homamiadan'ny Tsinay be (cancer du colon), ny Diabeta (diabète type 2), ny Fahatavezana (obésité) ary ny aretina maro mahazo ny fo sy ny lalandrà (maladies cardiovasculaires).

✅ Noho izany, dia fantatra fa ny tsy fihinanana hena be loatra dia mahasalama ary maha ela velona.

__

‼️ 𝗜𝗥𝗘𝗧𝗢 𝗡𝗢 𝗧𝗢𝗥𝗢-𝗛𝗘𝗩𝗜𝗧𝗥𝗔 :

⭐ Ny hena tokony hoanin'ny olona iray isanandro dia tokony tsy hihoatran'ny halehiben'ny felatanany, ary mitovy amin'ny halehiben'ny ankihikeliny ny hateviny...na hoe 100 - 120 grama isanandro.

⭐ Ny tena tsara dia tokony in-4 isakerinandro ny olona iray no mihinana hena farafahabetsany...izany hoe tokon'ny latsakin'ny 500 grama isakerinandro.

⭐ Ny Hena mena (viande rouge): henomby, henondry...dia tokony farafahabetsany 1 - 2 isakerinandro.

⭐ Ny Hena fotsy (viande blanche): henakisoa, vorona bitro...dia tokony farafahabetsany 1-2 isakerinandro.

⭐ Ny Trondro dia tokony ho in-2 isakerinandro, ary tsara kokoa raha trondro matavy.

⭐ Ny "Charcuterie", ny "Taovakena" dia tsy tokony hihoatran'ny 1-2 isakerinandro.

___
✅ Tsara ihany koa ny mampahafantatra antsika fa tsy ny Hena ihany no mitondra "Protéine" ilain'ny vatantsika, fa ao koa ireo "Protéines végétales" izay any anatin'ny Légumes sy ny Légumineuses...dia ny SÔJA, TSARAMASO MENA, sns.
𝙎𝘼𝙈𝙄𝘼 𝙈𝙄𝙕𝘼𝙍𝘼
______
Page : Inona vaovao Dokotera 🥕

🍍🍍🍍Ireo VOKATSOA 5 hoentin'ny MANANASY🍍🍍🍍🍁🍁 Mitondra FIBRES betsakaIlaina ny Mananasy🍍 raha toa ka mitohana (constipé)☘️...
28/03/2024

🍍🍍🍍Ireo VOKATSOA 5 hoentin'ny MANANASY🍍🍍🍍
🍁🍁 Mitondra FIBRES betsaka
Ilaina ny Mananasy🍍 raha toa ka mitohana (constipé)☘️
☘️☘️ANTIOXYDANT no sady miaro amin'ny CANCER☘️☘️
Hahitana Polyphénols, Vitamine C (64% amin'ny vitamine C ilaina isan'andro) sy betacarotène betsaka ny Mananasy
🍁Miaro amin'ny ARETIN'NY LALAN-DRA SY FO toy ny "thrombose veineuse, angine de poitrine" sy "embolie pulmonaire"🍁
🍁 Manatsara FANDEVONAN-KANINA
Betsaka Proteine, amidon, broméline, potassium sy rano izay manampy amin'ny fandevonan-kanina, diurétique ary manampy raha sendra misy rivotra (ballonnements)🍁🍁
👉 Manampy rehefa MANENA TENA
Be Vitamines sy minéraux izy nefa kely my Calories hoentiny
Mirary soa hatrany dia mba zarazarao amin'ny hafa merci 🙏🇲🇬❤️

27/03/2024

✅hiezaka hifampizara izay rehetra mahasoa aminao aho satria Namako ianao☺️

👉 eo ary manao présence kely hoe

💥💥Ity zavamaniry ity dia maniriniry foana eny antsaha eny nefa manasitrana ( 289 maladies )🌸 kiovy2 na hanitrin'ny mpats...
27/03/2024

💥💥Ity zavamaniry ity dia maniriniry foana eny antsaha eny nefa manasitrana ( 289 maladies )
🌸 kiovy2 na hanitrin'ny mpatsaka❤️🇲🇬
🍀🍀Manadio Reins izy voalohany indrindra , ary io no mahatonga ny aretina betsaka sitrany
💥Rhumatisme 🍀
-🌸Vehivavy tsy mety mahazo zaza🤰🤰
- 💥Fanafody Tongotra le mivonto be sy feno nana reny sy fery be ireny ( totoina de apeteka eo ), 🍀🍀
- 🌺🌺Fanafody sempotra ( andrahoana de sotroina🌺🌺 )
- 🌀Fanafody kohaka ( andrahoana de sotroina)🌀
- 🌀Fanafody tenda ary tena efficace ( andrahoana atao gararaka )
- 🌀Fanafody Tety raha @ akoho ary 1andro d maina( totoina dia apetaka)
- 🌺Ody vavony mahery vaika( mitsako raviny 12 : 🌺🌺
🌺Izany hoe 4 maraina , 4 atoandro ; 4 hariva ( Tsakoina dia arina ny faikany🌸 )
- 🌀Miaro @ cancer ( Tsakoina ny raviny )🌀
- 🌺Ody may ( totoina de apetaka )🌺
-🌀 Miaro @ diabète , mampidina siramamy ( andrahoana de sotroina )
- 🌀Manala cholestérol @ vatana ( Andrahoana de sotroina )
- 🌀Manasitrana hémorroïdes ( Atao evoka ambany izy efa avy nampangotrahana iny )
- 🌀Fanafody barika🐓🐔 ary tonga dia ilay akoho mihintsy minana azy🐓🐓
NB: mbola betsaka ny tombotsoa azo hafa sy aretina mety hositrana avy aminy fa zayMAHASOA SY MAHALIANA soa ary tompoko 🍀🍀
MAHASOA SY MAHALIANA

N.B : nalaina dia nadiaka fa mizara aho satria Namako ianao❤️

Address

0330513789
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Namako ianao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share