𝙄𝙉𝘼'𝙎 𝙨𝙝𝙤𝙥

𝙄𝙉𝘼'𝙎 𝙨𝙝𝙤𝙥 Épilé -O by Ignace 💌

Madio sy miaina tsara ianao miaraka amin'ny cire épilatoire by Ignace 📍🤍

Contact +261384055794 ☎️
Lieu : Andoharanofotsy 📍

Zoma magnifique izy tao sa zoma nanao ahoana 🫢? Ilay   antsika mbola ao an😘
07/08/2026

Zoma magnifique izy tao sa zoma nanao ahoana 🫢?

Ilay antsika mbola ao an😘

Manao ahoana ny fitomboan’ny point anareo ao zareo 😘 aingana fa maika ahazo  😘!
05/08/2026

Manao ahoana ny fitomboan’ny point anareo ao zareo 😘 aingana fa maika ahazo 😘!

Alefa iza indray no ho be point manaraka 😘 ; manao actif foana eto amin’ny pejy dia mi reagir foana amin’izay miakatra b...
04/08/2026

Alefa iza indray no ho be point manaraka 😘 ; manao actif foana eto amin’ny pejy dia mi reagir foana amin’izay miakatra be point no sady mahazo badge tsikelikely 🥰!

Credit manaraka ho an’izay be point amin’ity herinandro ity 😘

Hello 🌸🤍!!
03/08/2026

Hello 🌸🤍!!

Oay e🥹 !! Tsy hiteny betsaka aho fa alefa midira mp nareo roa 😘Andriamiarisoa HarenaJeannie Ravakiniaina
02/08/2026

Oay e🥹 !! Tsy hiteny betsaka aho fa alefa midira mp nareo roa 😘
Andriamiarisoa Harena
Jeannie Ravakiniaina

Tongasoa indray ny volana Août 🥹🥹; tena mandeha ireto ilay fotoana an🫢!Manaona ny fiandohan’ny volana Août anareo ao😘! D...
01/08/2026

Tongasoa indray ny volana Août 🥹🥹; tena mandeha ireto ilay fotoana an🫢!

Manaona ny fiandohan’ny volana Août anareo ao😘! Demain ilay farany antsika an!

Weekend indray ity ny andro fa andao ilalao indray 🫢🥰; Izay mahery point olona 2 ao indray aza omena credit Dimanche mar...
31/07/2026

Weekend indray ity ny andro fa andao ilalao indray 🫢🥰;

Izay mahery point olona 2 ao indray aza omena credit Dimanche maraina 😘 miezakezaka kely fotsiny amin’ny commentaire sy ny mi reagir dia ça va io😘!

Tena mifona fa tsy hoe izaho no tsy te hamaly anareo fa ilay message no tsy mety valiana zareo an🥹
29/07/2026

Tena mifona fa tsy hoe izaho no tsy te hamaly anareo fa ilay message no tsy mety valiana zareo an🥹

Sady manenjika asa no manenjika ny commande nareo anie re olona e🤗!Ho avy amin’ity herinandro ity ny mise à jour fa ndao...
28/07/2026

Sady manenjika asa no manenjika ny commande nareo anie re olona e🤗!

Ho avy amin’ity herinandro ity ny mise à jour fa ndao hilalao kely aloha izay dernière commentaire eto amin’ny pejy avant 12h rahapitso mercredi mahazo credit 😘;

Sady mi abonné ny page an 🤍!

Fa nareo ry zareo tena misy fetsy rehefa izahay Manao livraison iny an 😖😂 ;Tonga eo amin’izao dia mandroso kely dia mbol...
28/07/2026

Fa nareo ry zareo tena misy fetsy rehefa izahay Manao livraison iny an 😖😂 ;

Tonga eo amin’izao dia mandroso kely dia mbola somary mandroso kely hay tena mandroso be ilay izy fa tsy kely fotsiny 🙄😭

Ao fa karakaraina foana ianareo na mbola ozy ary nareo hoe atero aty anaty ala e😂😘!

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340738276

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝙄𝙉𝘼'𝙎 𝙨𝙝𝙤𝙥 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝙄𝙉𝘼'𝙎 𝙨𝙝𝙤𝙥:

Shortcuts

Share