02/09/2025
ππMAFY reto le fiainana aπππ
π€Ny zanakay izao 2 dia efa tena sahiran-tsaina sahady izahay @ fampidirana ny ankizy mianatra : ny safidy @ sekoly, ny ecolage, ny droit d'inscription, sns.
πMitovy rehetra ihany zahay dia miezaka mitady vola araka izay tratra mba hanasoavana ny taranaka!
π«Ka iaraha-mahalala ny fahasahiranana fotoana fampidirana mpianatra izao!
πNoho izany dia manao kilalao izahay hifanampiana ka hisarihana olona 2β£ izay mahazo 5β£0β£.0β£0β£0β£ar avy (50.000ar olona 1, 50.000ar olona 1) rehefa tratra ny π.0β£0β£0β£followers ho an'izay olona efa abonnΓ©s mahavita :
πmi-partage betsaka indrindra ()
πmi-inviter ny namany rehetra hi-jaime ny page (mila capture d'Γ©cran)
πmi-rΓ©agir betsaka indrindra publications rehetra (j'aime + commentaire)
πmi-mentionne namana betsaka indrindra isaky ny publication
ALERTEEEE BONNUUUUUSSS :
Raha mahatratra +50.000 abonnΓ©s no vita mpandrapahatongan'ny faran'ny taona dia mahazo 50.000ar avy ihany ianareo 2 mba hanaovana rΓ©veillon mahafinaritra miaraka @ papouzy ππ
Mora tratra kely ireto izany a! Tenz vetivety kely ππ
β Lalao madio
β Tena ahazoana vola avec capture
β Tsisy sarinao alaina atao werawera fa tonga de alefa mobile money anao ny vola (mvola, orange money, airtel money) de zay de vita
ββββ Izay miasa ihany no mahazo πππ