Ny Avo mode

Ny Avo mode Bienvenue chez Ny Avo Mode ✴️
Découvrez nos vêtements tendance pour femme, homme et enfant
Ensembles, shorts, robes 👗,tops stylés
Confortables et de qualité

🌸 Mirary P***a sambatra ho anareo rehetra! 🌸Enga anie ity andro ity hitondra fifaliana, fitiavana ary fanantenana vaovao...
05/04/2026

🌸 Mirary P***a sambatra ho anareo rehetra! 🌸
Enga anie ity andro ity hitondra fifaliana, fitiavana ary fanantenana vaovao ho anareo 💛🐣

Nouvel arrivage 🤍Ity ensemble  ity no hanome anao endrika kanto sy miavaka amin’ny fotoana rehetra !💫 Tsotra nefa manint...
25/03/2026

Nouvel arrivage 🤍
Ity ensemble ity no hanome anao endrika kanto sy miavaka amin’ny fotoana rehetra !
💫 Tsotra nefa manintona
misy taille rehetra

tena voafetra ny Stock

Marque Shein 🪻taille S Stock limité
19/03/2026

Marque Shein 🪻
taille S
Stock limité

Ao fa manana 500 anie dia mahazo ato aminay eeh 😅😂🤭
18/03/2026

Ao fa manana 500 anie dia mahazo ato aminay eeh 😅😂🤭

Salama daholo e 🙂

Misy resaka miparitaka momba ny fanovana vola eto Madagasikara, ka aleo hazavaina amin’ny fomba tsotra mba tsy hisy fifangaroan-kevitra.

👉 Ny tena izy dia: Mikasa hanao fanavaozana ny vola ny Banky Foibe, ka hampihena ny isa aseho amin’ny vola fotsiny.

❗ Midika izany fa: Tsy miova ny lanjan’ny vola, fa ny fomba fanoratana azy no havaozina.

📌 Raha tsorina: Ny 20.000 Ar taloha dia ho toy ny 1.000 Ar vaovao

Ny 10.000 Ar taloha dia ho 500 Ar vaovao
Ny 5.000 Ar dia ho 250 Ar vaovao, sns…

🛒 Ohatra mora azo: Raha mividy m**o 600 Ar ianao ankehitriny

➡️ ho lasa 30 Ar izany amin’ny vola vaovao
Taxi-be 600 Ar

➡️ mbola mitovy fa 30 Ar no soratra

💼 Ny karama koa: Raha 200.000 Ar ianao izao

➡️ ho lasa 10.000 Ar fotsiny ny soratra, fa mitovy ihany ny vidiny sy ny hery mividy

🚫 Koa aza mieritreritra hoe:
“Ho lasa manankarena aho rehefa miova ny vola fa Tsy izany mihitsy no izy, satria soloina fotsiny ny endrika fa tsy miampy ny vola.

✔️ Raha atao amin’ny teny tsotra: Fanamorana kajy sy fampiasana vola no tanjona, fa tsy fanovana ny harena.

Tena 😍“Le petit top qu’il vous faut absolument 😍💙Style, confort et élégance réunis dans une seule pièce ✨Disponible main...
18/03/2026

Tena 😍
“Le petit top qu’il vous faut absolument 😍💙
Style, confort et élégance réunis dans une seule pièce ✨
Disponible maintenant !”

Mbola ilay maivamaivana ihany ✅🪴 ensemble chemise 🪴Taille M Shein 📦
25/02/2026

Mbola ilay maivamaivana ihany ✅
🪴 ensemble chemise 🪴
Taille M
Shein 📦

😍 Arrivage 😍ensemble shorts aloconfortables tsara amin'izao andro mafana izao anie eh ☀️couleur tendance : caramel, blan...
25/02/2026

😍 Arrivage 😍
ensemble shorts alo
confortables tsara amin'izao andro mafana izao anie eh ☀️
couleur tendance : caramel, blanc, noir
taille S,M,L ✅
Stock limité fa vonjivonjeo
livraison possible 📦

24/02/2026
24/02/2026

Magnimanitra raha tsara 😍
Aza miala lavitra fa tena ela izahay
tsy ho ela😘♥️

Coucou les loulous 🥰😘 Asiantsika arrivage amin'izay fa ela izay Article SHEIN hatrany ❤️À très bientôt 😘❤️
24/03/2024

Coucou les loulous 🥰😘
Asiantsika arrivage amin'izay fa ela izay
Article SHEIN hatrany ❤️
À très bientôt 😘❤️

Address

Antananarivo

Telephone

+261348796543

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Avo mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share