Rindr'vent'en ligne

Rindr'vent'en ligne Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rindr'vent'en ligne, Apparel & Clothing, Antananarivo.

16/08/2025

❗5 semaines fotsiny dia voafehinao ny resaka 💻 Informatique Bureautique 🖥️ izany.

✨ Mampiavaka ny formation ato aminay:

🌟🌟🌟
✅ Formation professionnelle : tsy hoe mahay fotsiny ianao dia izay🙅. Non tsy izay ihany ny tanjonay , fa ny tianay dia ahatonga anao ho 👩‍💻professionnelle mihintsy.

✅ Tsy vita ny formation raha mbola tsy voafehinao tsara ny ♻️programmes rehetra nianarana.

✅ Satisfaction 💯% satria , voafetra tsy mihoatran'ny 10 ny mpianatra ampianarina amin'izay voaharamaso ny mpianatra tsiraray.

✅ Pratique mahafapo tsara 💯% sur ordinateur avy hatrany.

✅ Mampianatra olona mbola tena débutant be mihintsy.

✅ Mpampianatra professionnel sady tena cool be mihintsy 😊. Azonao anontaniana tsara.

⚙️ Programmes 🔰:
🔸 Dactylographie,
🔸 Internet,
🔸 Microsoft office:
🔵Word,
🟢 Excel,
🟠 PowerPoint.

❗Mahazo certificat rehefa vita ny formation.

➡️ 20 Août izao ny fidirana / 10 ny isan'ny mpianatra ao en salle.
⏰ Durée : 5 semaines/ 4 fois par semaine. 2h par jour.
✅ Ny mpianatra iray dia ordinateur.
✅ Mahazo boky daholy rehefa misoratra anarana.

Plus d'infos :
☎️ 038 33 792 68 na 032 21 606 31
WhatsApp: 032 21 606 31
Na mp avy hatrany 🎖️

26/04/2025

📢 Annonce de recrutement

🔸Recherche Professeur 🖥️ d'Informatique et de Comptabilité.

⚡Nous recherchons un professeur qualifié pour enseigner : 🔸l'informatique bureautique
🔸et la comptabilité.

🎯La mission principale sera de dispenser des :

🔸cours théoriques
🔸et pratiques, en mettant l'accent sur l'acquisition de ♻️compétences solides 💪 dans ces domaines.

🎯 Critères requis 🧠 :

✅ Titulaire d’au moins un baccalauréat.
✅ Maîtrise du français à l’oral et à l’écrit.
✅ Expérience significative dans l'enseignement.
✅ Bonnes compétences pédagogiques et capacité à transmettre des connaissances de
manière claire, efficace et dynamique.
✅ Sens de la communication et de l'accompagnement des apprenants

🔥❤️Si vous êtes passionné par l'enseignement💌 et souhaitez partager votre expertise dans ces
domaines, nous serions heureux😊 de vous rencontrer.

🙏Merci d’envoyer votre candidature à:

📧 [email protected]
💬 WhatsApp : +261 34 96 390 15,
☎️ 038 33 792 68 / 037 64 640 83

🏢 ANTANANARIVO 101
Ambohipo 3 chemins Ambadiky Banque BNI Madagascar.

🇲🇬 🇨🇵 🇦🇺. 🔖⭐⭐⭐

20/09/2024

21 octobre 2024 ny rentrée ntsika manaraka
🖥️Formation Informatique Bureautique, ilay tena izy👍✨👌.💻⌨️

Ity ary ilay Formation professionnelle, izay nandrasanao. Informatique Bureautique ;

⏲️ Durée 5 semaines/2h par séance.
Ao anatiny io 5 semaines io dia voafehinao ireo programmes izay tanisainay sy azavainay ao aminy commentaires ambany ao.

🏥 Ka! aza tara ary anao fa voafetra ho 16 ny iray salle (16 ordinateurs); samy mananana PC iray isakan'ny mpianatra.

📋Misokatra ho anao ary ny fisoratana anarana , tsy maninona ary na mbola débutant tsy mahay mikitika ordinateur ary anao Tongava Tompoko ❤️💖 fa ampinay anao.

👩‍💻Rentrée : 21 Octobre 2024
🏢Lieu : 3 chemins Ambohipo/ Ambadiky Banque BNI Madagascar.
☎️Contact : 038 33 792 68
📧 E-mail : [email protected]
WhatsApp : +261 34 96 390 15

Aza misalasala ary ny miantso anay maka info complet amin'alalan'ireo fifandraisana ambon'ireo na ihany koa mandefa message privé (mp) ato aminy pejy. Fa ho valianay anao Tompoko ❤️.

30/06/2024

Don't miss this opportunity 🇺🇸

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rindr'vent'en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share