26/01/2025
Coucou, mba mangataka réaction izahay o. Clikena ny sary dia asiana réaction 😘 🙏🙏🙏.
Merci
Aboneo aingana ny page "Mianatra mahomby" 😘
Ito ny lien https://www.facebook.com/mianatramahomby
CONCOURS PHOTO 😍ZAZAH FENO HAFALIANA🥰
Miampita aminao ve ny hafalian'ny zazah an'i Heritiana Johnny?
🟣Raha te hanohana azy ianao ao anatin'izao fifaninanana izao dia:
1- Clikeo ilay sariny
2- Asio "reaction j'aime" io sariny io raha tianao
3- Mi's'abonneva amin'ny pejy Mianatra Mahomby mba hahatonga ny vote-nao handaitra
4- Raha te hanohana azy ianao dia partageo tsy misy fetra ny sariny mba hahatonga ny hafa hanohana azy ihany
Tsara ity sary ity 🙂