14/11/2025
📍 Haverina amin'ny Minisiteran'ny tanora sy fanatanjahantena tanteraka ny fitantanana ny kianjan'ny Barea Mahamasina.
â• Hametraka ny taratasy ho fangatahana indray ny fankatoavana ho an'ny Kianjan'ny Barea i Madagasikara amin'ny amin'ny volana Janoary 2026.