27/06/2023
Miarahaba tompoko 👋
📢 COURS DE VACANCES EN CROCHET RAPHIA 📢
🥳🥳 Tonga ary izao ny fotoam-pialan-tsasatra ka araraoty e 🥳🥳
Vaovao indray ity an🥳🤗
- 5 andro no mianatra 😱 eny oooooo 💃 Alatsinainy hatramin'ny zoma no mianatra ho amin'ity vacances ity ihany🤗
✅✅ Alatsinainy 03/07/2023 hatramin'ny zoma 07/07/2023✅✅
🍁 Toerana : Ambohitsoa akaikin'ny Mahazoarivo Antananarivo
🍁- Tsy miova ny conditions-tsika fa :
📌 Saram-pisoratana anarana : 5.000ar
📌 Saram-pianarana : 5.000ar isakin'ny mianatra izany hoe 25.000ar izany ny 5 andro
🍁- Tsy miova koa ny zavatra hianarana fa :
📌 7 points de base
📌 Forme de base anankiroa ( ronde sy ovale)
📌 Mianatra mamaky diagramme
📌 Manangan-javatra
📌 Ampianarina manao "réalisation" an'izay zavatra azo atsangana rehetra.
🍁- Misy fidirana anankiroa :
📌 Maraina : 8h-12h
📌 Hariva : 13h-17h
✅ Misafidy ianao na maraina na hariva satria ho ferana ho 10 ihany no mianatra isakin'ny fidirana ✅
✨ TOMBONTSOAN'NY FAMPIANARANA ✨
📌 Mora aminao ny manaraka tutoriel
📌 Mahay mamaky diagramme (izay tena manahirana ny hakabetsahan'ny maro)
📌 Tsy sahirana intsony manao réalisation an'izay zavatra tiana hatsangana (poketra 👜, satroka👒, pochette 👝, trousse 👛, chaussons 🧦, cache-nez 🧣, kavina, crop top,....)
📢 Efa hiantohanay daholo ny fitaovana rehetra hianarana fa ny fahavononanao no andrasanay📢
🍁 Ireto avy ary ny fitaovana afaka vidinao eny an-toerana :
✨ Boky misy ny lesona rehetra atao pratique mandritran'ny fianarana : 10.000ar
✨ Crochet : 3.000ar
✨ Marqueurs de tour : 1.000ar
Raha mahaliana anao ary dia aza misalasala miditra mp misoratra anarana sy mandoa ny droit d'inscription. 🎉
Marihina fa ankizy manomboka 12taona dia efa afaka mianatra 🤗
📌 Efa 2 taona izahay no nampianatra crochet ka afaka mitsidika ny compte Facebook " Fitia Crocheta ijery ny retour-n'izay efa nianatra
Mankasitraka indrindra tompoko 😊🙏