I Am MDG

I Am MDG Marque Vita Malagasy de qualité ,faites ressortir le meilleur de vous-mêmes

Aiza daholo isika ooooh !!!‼️Farany @ collection "I Am Malagasy"‼️Iza no hamarana an’ireto I Am Malagasy ireto ? 💯% Coto...
31/08/2024

Aiza daholo isika ooooh !!!

‼️Farany @ collection "I Am Malagasy"‼️

Iza no hamarana an’ireto I Am Malagasy ireto ?
💯% Coton daholo. Ary Vita Malagasy avokoa🇲🇬
Noir L 1
Rouge Bordeaux Xl 1
Gris ardoise S 1 / L 1
Bleu pastel S 2 / M 1

Alefaso ary ny commande 😉

Mbola reto izy reto😉T-shirt Vita Malagasy @ kalitao tsara dia tsara satry 100% coton izy ity👌Ary brodé (petakofehy) avok...
16/04/2024

Mbola reto izy reto😉

T-shirt Vita Malagasy @ kalitao tsara dia tsara satry 100% coton izy ity👌
Ary brodé (petakofehy) avokoa ireo soratra eo aminy 😌 tsy mataoatra enao na anasa na hipasoka😉

Jifao dieny zao ary ny anao 🇲🇬 Tafio ny Vita Malagasy🇲🇬

Contact: 038 28 617 81 / 032 74 018 10 📞

14/04/2024

Toy izao ny préparation rapide ny commande anareo😉 simple mais efficace 👌

Izahay efa niteny taminareo fa mandeha be ity rouge Bordeaux ity satry commande an’olona iray monja tonga dia rouge 4 be zao🤯

Mbola misy ilay rouge Bordeaux fa tsy lany ka😏

Manasa anao izahay hizara @ manodidina mba hiparitahan’ny vokatra Malagasy sy ampiroborobo ny Vita Malagasy🇲🇬

Aiza daholo o!!🎊Efa disponible daholo indray ny Tshirt I Am Malagasy antsika raha lany izy teo ♥️Ho an’ireo nanontany re...
12/04/2024

Aiza daholo o!!🎊

Efa disponible daholo indray ny Tshirt I Am Malagasy antsika raha lany izy teo ♥️

Ho an’ireo nanontany rehetra ihany koa efa misy rouge Bordeaux (mande be io fa aza tara a😏)

Vidiny tsy miova : 35.000ar
Livraison manerana ny Nosy🏝🇲🇬

Mafana be le andro e?🥵Tsy aleo tonga dia T-shirt ny akanjo ambony dia vita?😂 Efa re-dispo indray ny Tshirt I AM MALAGASY...
14/10/2023

Mafana be le andro e?🥵
Tsy aleo tonga dia T-shirt ny akanjo ambony dia vita?😂
Efa re-dispo indray ny Tshirt I AM MALAGASY

Kalitao @ ilay tena tsara✅
100% coton tsy atahorana hampihetsika allergie ho an’i olona tsy mahazaka nylon sy ireo tissu synthétique rehetra😌

4 Ihany ny couleurs disponibles

Rouge Bordeaux ♥️
Bleu pastel 🦋
Noir ♟
Gris ardoise 🔘

Taille S-M-L-XL

@ vidiny 35.000Ar

Aza tara intsonyy😏

Livraison partout à Madagascar ✅

‼️Eh‼️😉Ho an’ity Volana Jona ity dia anao promotion be isika 😉Sady efa ho avy zao ny 26Juin🇲🇬 asehoy ny maha Malagasy an...
27/05/2023

‼️Eh‼️
😉Ho an’ity Volana Jona ity dia anao promotion be isika 😉
Sady efa ho avy zao ny 26Juin🇲🇬 asehoy ny maha Malagasy anao miaraka @ I Am❤️🇲🇬

Livraison gratuite 🆓 sady mbola 40.000ar koa ny Vidiny raha 50.000Ar izy teo aloha😉

Matevina tsara ny tissu a😌180g 100% coton
😋tsy mila mivimbina pull be intsony rehefa mivoka amty andro mangatsika be ity🥶

Confection usine 🏭 ilay tsara kalitao indrindra‼️

Aza tara ary fa efa vitsy vitsy izy ato a😉

Contact : 034 27 020 62

Remerciements à CM PRO - Votre Agence de Community Manager Pro  Freelance à Madagascar d’avoir placé leur confiance en n...
18/02/2023

Remerciements à CM PRO - Votre Agence de Community Manager Pro Freelance à Madagascar d’avoir placé leur confiance en nous pour la production de leurs polo brodé 🫶🏻
Vous voulez graver le logo de votre entreprise sur vos Tshirt, polo, pull?
😏venez chez nous❤️

🐂ALEFA BAREA !!🐂🇲🇬 ALEFA KOA I AM❤️🇲🇬Tafiakatra @ dingana manaraka indray ary zao ny ekipa nasionaly tsika , mitondra ny...
30/01/2023

🐂ALEFA BAREA !!🐂🇲🇬 ALEFA KOA I AM❤️🇲🇬
Tafiakatra @ dingana manaraka indray ary zao ny ekipa nasionaly tsika , mitondra ny anaran'i nosin-tsika miakatra avo toko izy ireo . 👏🏻🫶🏻
Ka ianao koa🫵🏻 , toano i Madagasikara 🇲🇬, aseoy ary ny maha Malagasy anao🫶🏻 , jifao ny vita Malagasy❤️

Sahia maneho ny maha Malagasy anao eny hatrany amin'ny fitafiana.😉

Tohano Madagasikara❤️🇲🇬

Fière d'être Malagasy
I Am MALAGASY

🇲🇬❤️

🇲🇬BAREA EN DEMI FINAL🇲🇬On continue d’avancer ❤️🇲🇬Tohano hatrany i Madagasikara
28/01/2023

🇲🇬BAREA EN DEMI FINAL🇲🇬

On continue d’avancer ❤️🇲🇬
Tohano hatrany i Madagasikara



🚨⚠️Alert Arrivals ⚠️🚨 I AM "MALAGASY"Ils sont enfin là 🎉🎉🎉 Après toutes vos demandes voici notre nouvelle arrivage 📍 Mei...
01/12/2022

🚨⚠️Alert Arrivals ⚠️🚨

I AM "MALAGASY"

Ils sont enfin là 🎉🎉🎉
Après toutes vos demandes voici notre nouvelle arrivage

📍 Meilleur qualité😱

📍Tailles : S , M , L , XL ✅

📍 Couleurs : Noir, rouge Bordeaux, gris ardoise, bleu acces 🤩

📍Même prix qu’avant soit de 40.000Ar🤩🎁
Rapport qualité-prix c’est 👌 ❤️‍🔥

Si vous n'avez pas encore reçu le votre n'hésitez pas 😉

Passez commande sur Mp ou 034 27 020 62 📞

Achetez local, achetez I am🫡
Toujours le meilleur pour vous🫶🏻

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261382861781

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I Am MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to I Am MDG:

Share