03/12/2025
Salama daholy Izay mpanaraka rehetra ato😊🥰. Faly aho fa tafaverina ato @ page indray😊.
Nandalo olana ara-teknika ny pageny 𝑺𝑶𝑨 𝑳𝑶𝑶𝑲 😔, nisy ni-pirate dia tsy tafiditra tato mihintsy ny admin😔. Sady tsy afaka namaly ny messagenareo , no tsy Afaka nanao publication😔. Fa isaorana lehibe ny tompon'andraikitra f'efa tafaverina eto ampelatananay indray izao Ilay page😊🥰.
👉Ialana tsiny Izay nandefa message rehetra tsy voavaly nandritrany 3jours Izay.
👉Ialana tsiny rehetra mpanaraka ihany koa fa noho Izay olana izay dia tsy afaka nanao an'ilay GIVEAWAY Izay efa prévu t@ 1er Décembre tsikaa🥰.
Aza matahotra fa ny GIVEAWAY dia misy foana ihany fa mihemotra Kely fotsiny nohon'ny fandaminana 😊🥰.