Dzampela Stylés

Dzampela Stylés Vente de vêtements de marque,sac de marque,création de mode avec les stylistes Dzampela,conseils,....

Tianareo koa ve 🤗👌😍
22/10/2024

Tianareo koa ve 🤗👌😍

Hey les   stylés !Ndao hankafy an'ireto combi short ireto 🤩😍Ampahatsiahivina ianareo fa fizarana outfit of the day ny at...
21/10/2024

Hey les stylés !

Ndao hankafy an'ireto combi short ireto 🤩😍

Ampahatsiahivina ianareo fa fizarana outfit of the day ny ato , mety hisy vente ihany koa 🤗

Robe babydoll
17/01/2024

Robe babydoll

Bonne année 2024 !Misy mankafy robe babydoll ve ato 🤔Tsara e , à l'aise tsara ao anatiny  andro mafana izao .
17/01/2024

Bonne année 2024 !

Misy mankafy robe babydoll ve ato 🤔

Tsara e , à l'aise tsara ao anatiny andro mafana izao .

🌺 Robe à fentes 🌺 😍😍
04/10/2022

🌺 Robe à fentes 🌺 😍😍

Hey les Dzampela stylés 👋Handeha Hivavaka isika  rahampitso ,manina moa raha toy izao no mba robe safidiana ho any ampia...
01/10/2022

Hey les Dzampela stylés 👋
Handeha Hivavaka isika rahampitso ,manina moa raha toy izao no mba robe safidiana ho any ampiangonana e.🤔👌😍

Aza adino fa milay ianao Dzampela 🙏😘

Hey hey les filles!Mafana ny andro ,manaova akanjo maivana,misy couleur hampiavaka ny journée anao.Mirary soa e!
27/09/2022

Hey hey les filles!
Mafana ny andro ,manaova akanjo maivana,misy couleur hampiavaka ny journée anao.
Mirary soa e!

Mbola mangatsiaka ihany ny andro anAzo oentina zao ankanjo izao ho entiny mivavaka fa Alahady raha teo koa rahampitso.👌💃
24/09/2022

Mbola mangatsiaka ihany ny andro an
Azo oentina zao ankanjo izao ho entiny mivavaka fa Alahady raha teo koa rahampitso.👌💃

Address

Antananarivo
103AVARADRANO

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dzampela Stylés posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dzampela Stylés:

Shortcuts

Share