Asa tanan'i Mbanona

Asa tanan'i Mbanona Cacapigeon aux poivres et à l'ail
20000 ar/ kg

Madeleines

6000 ar/ paquet

Passez vos commandes à J-1 😊

Pâtes fraîches 😊3000 ar/ 250g Azo antoka tsara ☺️
27/06/2025

Pâtes fraîches 😊

3000 ar/ 250g

Azo antoka tsara ☺️

Madeleines matsiro beeee 😁6000 ar/ paquet 😊Tonga dia mandefasa mp 😉Dia mangala be dia be 🥰
17/05/2025

Madeleines matsiro beeee 😁

6000 ar/ paquet 😊

Tonga dia mandefasa mp 😉

Dia mangala be dia be 🥰

Vokatra vaovao Madeleines 10 pièces/ 6000 ar 5 pièces/ 3000 ar Amin'ny alarobia ho avy izao ny livraison manaraka
14/04/2025

Vokatra vaovao

Madeleines 10 pièces/ 6000 ar
5 pièces/ 3000 ar

Amin'ny alarobia ho avy izao ny livraison manaraka

C**apigeon matsiro tsara 5000 ar/ 250g 😊
13/03/2025

C**apigeon matsiro tsara
5000 ar/ 250g 😊

Nangingina kely isika 😁😊Efa ity indray ny vokatra matsiro be 🥰Nanatsara kely izahay5000 ar ny 250g Mikarepoka tsara, mal...
04/02/2025

Nangingina kely isika 😁😊

Efa ity indray ny vokatra matsiro be 🥰

Nanatsara kely izahay

5000 ar ny 250g

Mikarepoka tsara, malefaka nefa rehefa tsakoina.

Misy 4 paquets dispo ato 😊

16/01/2025

Pop corn 30g

800g/ sachet

Minimum de commande 25 pièces

Mety tsara atao @ buvette d'école na société.

Miarahaba antsika nahatratra ny taona vaovao 😊Ho heniky ny soa sy ny tsara hatrany ny fiainantsika rehetra mandritra ity...
07/01/2025

Miarahaba antsika nahatratra ny taona vaovao 😊

Ho heniky ny soa sy ny tsara hatrany ny fiainantsika rehetra mandritra ity 2025 ity sy ny manaraka rehetra.

Mitohy hatrany ny fandraisana commande cacapigeon ato aminay.

20000 ar/ kg

Mandray commande isan'andro ary manao livraison isan'andro ihany koa 😊

C**a pigeon à l'ail 250g= 5000 ar
26/12/2024

C**a pigeon à l'ail
250g= 5000 ar

Tianareo avy any ivelany loatra ny cacapigeon vokarin'i Asa tanan'i Mbanona ☺️Mankasitraka indrindra fa na dia vao 2 her...
16/12/2024

Tianareo avy any ivelany loatra ny cacapigeon vokarin'i Asa tanan'i Mbanona ☺️

Mankasitraka indrindra fa na dia vao 2 herinandro monja aza no nanaovana ity asa ity dia efa maro ianareo no mankafy ny vokatra.

C**apigeon à l'ail
C**apigeon aux poivres

20000 ar/ kg
1000p ar/ 500g
5000 ar/ 250g

Misy dispo 5 avy amin'ireo azo aterina rahampitso 😉

11/12/2024

Mercrediiii 😊

Mbola afaka mandefa commande hatramin'ny 4 ora tolakandro ianareo an

Misy ity tolotra vaovao ity indray Ary ooo
30000 ar izy Tonga any amintsika
Handalo eny Antanimena- Ankorondrano- Ivandry - Alarobia ny livreur rahampitso maraina.
Alefaso ny commande fa miezaka foana isika manome vokatra matsiro be 😘


ataon'i Asa tanan'i Mbanona 🎉🎊

11/12/2024

Vita ny cacapigeon commande rahampitso ☺️

Nipetraka teo Ilay izy...tsy naharitra izahay fa nividy 250g tamin'i Asa tanan'i Mbanona fa matsiro loatra Ilay vokatra. Hmmm 🥰🥰

Manasa anareo hanandrana fa tena tsara reto a

5000 ar/ 250g

Address

Tanjombato Ambaniatsimo
Antananarivo
102

Telephone

+261342773710

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asa tanan'i Mbanona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share