𝓛𝓲𝓵 design

𝓛𝓲𝓵 design ZINA est synonyme de beauté et élégance.

Nous avons opté pour ce mot plein de sens comme LA nouvelle marque de mode Malagasy Authentique, que vous pourrez porter tous les jours.
💌 Nous vous habillons avec des vêtements alliant finesse, qualité et style.

05/08/2026

⚠️ Alerte craquage en vue ! 😍🌸

Hello les Moms ! 💕

Omano dieny izao sahady ny porte-feuille💰… fa ho avy indray ny manaraka o !🤩

Chez Lil Design, les petits détails font toute la différence. 🌼❤️🍒🌻

Imaginez une jolie robe ou un t-shirt tout doux que votre petite princesse pourra personnaliser avec de magnifiques fleurs, cœurs ou petites cerises selon ses envies. 🌼❤️🍒

🇲🇬 Vita Malagasy

Attention… les quantités seront limitées ! 👀

Alors, Team 🌸 Fleur, ❤️ Cœur ou 🍒 Cerise ?
Teneno ao @ commentaire zay tianareo👇😘
—-
Lil Design – Wear Your Light ✨

⭐️ Efa mandeha foana ato ny COLLECTION ANKIZY  an! 🤩 Afaka manao commande dieny izao papa sy maman. 😊
31/07/2026

⭐️ Efa mandeha foana ato ny COLLECTION ANKIZY an! 🤩
Afaka manao commande dieny izao papa sy maman. 😊

29/07/2026

Hello hello, ´ndao hiaraka hanomana ny « rentrée scolaire » aminay o ! Afaka entina vacances koa kay ireto. 😃👕⭐️
✅ Misy tena efa kely sisa dia vonona sahady 🤩
Miandry ny collection pantalon sisa. Efa lasany daholo ireto fa afaka manao commande izay mila.

Fara Tiana

✨Afaka miditra Hafatra Miafina raha hanao comandy! 😊 Afaka manome modely ihany koa raha misy tianareo.
22/07/2026

✨Afaka miditra Hafatra Miafina raha hanao comandy! 😊 Afaka manome modely ihany koa raha misy tianareo.

 ,   by Lil Design✨ Fa mety mihitsy anie hoy zahay ilay miakanjo vitatsika Malagasy e, sady mora kokoa no manohana ny Ma...
14/07/2026

, by Lil Design

✨ Fa mety mihitsy anie hoy zahay ilay miakanjo vitatsika Malagasy e, sady mora kokoa no manohana ny Malagasy namana. 🥰
✅ Ezahina hatao tsara foana kosa anefa ny kalitaon’ny zaitra, ny lamba, ny kofehy sy ny fitaovana rehetra ampiasaina ho afa-po ianareo mpanjifa. 😊


Fara Tiana Lilia Rand

11/07/2026
11/07/2026

🚚 Livraison du jour 🤩
Mankasitraka tompoko amin’ny fahatokisana! 🤝
✅ Manasa anareo fikambanana na orisana fa izahay afaka manamboatra izay akanjo tadiavinareo.
Tsara kalitao na ny lamba sy kofehy na ny zaitra na ny impression dtf miaraka aminy. 😊

DISPONIBLE ✨Sweat fleuri 🌷 30.000ar
07/07/2026

DISPONIBLE
✨Sweat fleuri 🌷 30.000ar

✨🥰

30/06/2026

😍🥰 ´Ndao indray ary ee !
✨ Haut stylé tsara kely mihitsy. ❤️
✅30.000ar monja ny vidiny

Address

Talatamaty
Antananarivo
101

Telephone

+261340365344

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓛𝓲𝓵 design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share