Aile et Bec

Aile et Bec Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aile et Bec, Ambohimangakely, Antananarivo.

👋Tongasoa eto amin'ny Aile et Bec
🔹Miompy akoho amam-borona
🔹Mizara traikefa momba ny fiompiana
🔹Mivarotra vokatra toy ny:
Atody (azo akotrika na atao sakafo) sy hena (lanja maty na lanja velona)

❌DISPO❌Akoho lahy 2 efa manarakaSalama tsara sy efa vita vaccin
02/06/2026

❌DISPO❌
Akoho lahy 2 efa manaraka
Salama tsara sy efa vita vaccin

Samy amin'ny anjarany rehefa fety toy izao.✨Photo de famille✨
25/05/2026

Samy amin'ny anjarany rehefa fety toy izao.

✨Photo de famille✨

20/04/2026

Vao Alatsinainy dia mahita zavatra mahafaly be ohatran'izao🤩☺️
Tonga vahiny i Mme Pounie!12/15 no foy.
🔸 Akoho gasy indray aloha ireto 🔸

14/04/2026

Izao ilay matsiro amin'ilay miompy🤤😋
Kuroiler io akoho io🐓
👇Mentionner-o ao amin'ny commentaire ao ny namanao izay tia azy 😋


🦢 Avant sy après an'ireto papozy keliko ireto 🥰🥰- 4 mois et 10 jours ry zareo izao- 4 kg moyenne ny lanjany 7 no foy fa ...
22/01/2026

🦢 Avant sy après an'ireto papozy keliko ireto 🥰🥰
- 4 mois et 10 jours ry zareo izao
- 4 kg moyenne ny lanjany
7 no foy fa maty ny 2 dia ireo 5 ireo sisa.

Mankahery antsika mpiompy rehetra. Tsy mahazo kivy na misy aza ny tsy fahombiazana. Atao an-tsaina foana ny nofinofy be dia be amin'ity sehatra ity.

Aza hadino fa ny FIOMPIANA dia mila FITIAVANA, FINIAVANA ary FAHARETANA raha te hahazo vokatra.

👉Tsy amidy aloha ry zareo fa angalana fahafinaretana ato ny fitaizana azy

🛎️ Amidy i Boss sy ny ekipany😁🐓Lahy : beau gosse be, kely sisa dia miditra miasa🐔Vavy : forme be sady tsara volo, hanato...
12/01/2026

🛎️ Amidy i Boss sy ny ekipany😁
🐓Lahy : beau gosse be, kely sisa dia miditra miasa
🐔Vavy : forme be sady tsara volo, hanatody tsy ho ela
🌽Katsaka sy anana 🥬 no sakafo tena tiany
👉4,5 volana ry zareo

Kuroiler ireo an! Mandalo ny tsara fa aza tara ⌚
📩 Raha liana ianao dia manorata MP
⚠️ Tandremo fa ho lasa “star” ao an-tokotaninao ireo a 😂


03/01/2026

Address

Ambohimangakely
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aile et Bec posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share