Shopping by Meva

Shopping by Meva Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shopping by Meva, Antananarivo.
(1)

✅Mivarotra entana isankarazany am pub sy live en direct🔥
✅Prix de gros daholo na maka iray aza ❤️
✅Manao livraison eto Tana sy mandefa any am faritra
📞📞 034.61.656.04/033.08.385.84
👉Manasa anao hanaraka ny page🙏🏻
👉Tsindrio ny Suivre eo ambany🥰

18/07/2026

Prix de gros hatrany🥰🙏🏻
Misy ho anakizy à partir 10ans
Ensemble maillot manche longue
Ensemble maillot manches courtes
Maillot basket Tsara be
Ensemble jogging
Patalon boss, chemise pour homme
Pantflare et wedleg
Ensemble lin tena top
Boubou à partir 25000 ar
Tee shirt isankarazany
Ensemble 3pieces en maille
Palazzo et tee shirt isankarazany
Robe isankarazany
Contact et lieu de livraison alefa mp mandritran live
Tsy manao réservation sans paiement tsony fa leo jp werawera 🥰🙏
Izay efa manana vola vonona espèce na solde anaty téléphone ihany manao jp azafady fa tsy vola vao endrasana aman’olona🙏🏻🙏🏻🙏🏻

18/07/2026

Avy eo tohizana live kia fa alamina kely aloha azafady an ❤️

18/07/2026

Vetivety alamina kely zareo ann
Misy olana ara technique kely fa vetivety fotsiny ann🥰🙏

18/07/2026

Live a 10h 30 annn❤️

Dispo de suite ❤️ Alefao commande annPrix de gros foana 😍
17/07/2026

Dispo de suite ❤️
Alefao commande ann
Prix de gros foana 😍

16/07/2026

Tohizatsika rariva a 18 H live annn♥️🥰

Bonjour daholo❤️Koa satria mo zany ireto coms roa nataoko ❤️ reto no hitako farany tato alina,teo apanaovana ❤️ ilay ira...
16/07/2026

Bonjour daholo❤️
Koa satria mo zany ireto coms roa nataoko ❤️ reto no hitako farany tato alina,teo apanaovana ❤️ ilay iray za no tonga koa ny commentaire ny iray dia samy nasiko ❤️ daholo zany hoe samy mahazo daholo🥰
Dia nidororo ny torimaso moa zany ny admin dia adino nidesactiver commentaire 😂
Dia io hitanareo io indray ny coms hitako farany amzao maraina zao 😍
Lasa telo zany nareo nahazo crédit 🥰😍
Midira mp daholo kia madame ann😍🙏
Bonne journée daholo an, aza adino live aveo

15/07/2026

Tsara zany baolina zany😍

15/07/2026

Iza koa mbola tsy matory ato😍
Izay coms hitako farany ato mahazo crédit 🥰

Address

Antananarivo

Telephone

+261346165604

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping by Meva posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share