Confection niai-fi

Confection niai-fi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Confection niai-fi, Apparel & Clothing, Antananarivo.

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande ! Ho antsika fikambanana , boutique ,sns Manao ny zaitra rehetra -Tee-shirt...
16/01/2024

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande !
Ho antsika fikambanana , boutique ,sns
Manao ny zaitra rehetra
-Tee-shirt
-Polo
-Mayllot
-Survette
-Gilet de travaille
-casquette
-Bob
034 85 563 13
033 75 614 80

MBOLA MITOHY HATRANY NY FANDRAISANA COMMANDE !Ary mankasitraka antsika izay nanjifa , art indrindra soamary nampiandry ,...
06/11/2023

MBOLA MITOHY HATRANY NY FANDRAISANA COMMANDE !
Ary mankasitraka antsika izay nanjifa , art indrindra soamary nampiandry ,fa efa miverina amin'ny laoniny daholo ny fiaraha-miasa , ialanatsiny fa somary nisy ny fanintarana kely !
Manao ny asa rehetra
-polo
- casquette
-survette
-tee-shirt
-haute stylé
-Ensemble pour damme ,
-Ensemble pour jeune
-Bob
-sns !!!!!!
Contact : 034,85 563 13
-033 756 14 80
- 032 59 467 03

28/05/2022

[TOROHEVITRA-MAHASOA]

🔴FANAFODY NATORALY FANESORANA IREO TAVY AN-KIBO TENA MAHOMBY🔴

Fantaro ary fa rehefa matavy loatra ny vatantsika, fa indrindra ny kibo dia matetika mitondra aretina foana. Lasa mora reraka ny vatana sady mora sempotra ihany koa.

🔴ZAVATRA-ILAINA🔴

🔵Kafe(Café)
🔵Voasary Makirana(Citron)

🔴FOMBA-FIKARAKARANA-AZY🔴

🔵Tsy maintsy atao anaty tasy ny ranony kafe mbola mafana, ary araraka ao anatiny ao ilay ranony voasary makirana tapany fotsiny. Rehefa vita izay, dia avela mifangaro tsara mandritra 2 minitra fotsiny izay vao azo ampiasaina.

🔴FOMBA-FAMPIASANA-AZY🔴

🔵Sotroina 1 tasy fotsiny isaky ny mifoha maraina. Mazava ho azy fa tsy maintsy alohan'ny sakafo ihany.

🔴FAHARETANY-TRAITEMENT🔴

🔵Mandritra ny 10 andro misesy fotsiny dia mihena tanteraka ireo tavy nahazo anao teo tompoko.

🔴FANAMARIHANA🔴

🔵Marihina fa tsy mahazo mihinana sakafo matavy sy be menaka mandritra ny traitement. Mazava ho azy fa tsy asiana siramamy sady mila mazoto misotro rano mandritra ny traitement.

🔴Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGER AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA izao.

NIAI-FI confection ETY ITAOSY DE MANAO NY ASA REHETRA . Polo / tee-shirt / combinaison / casquette / gilet de travail  s...
28/04/2022

NIAI-FI confection ETY ITAOSY DE MANAO NY ASA REHETRA . Polo / tee-shirt / combinaison / casquette / gilet de travail sns !.... Cintact 0348556313 / 03375614180

MB MITADY MACHINE SURJET HOFAINA  RAH MISY ETY ITAOSY VAO MAIKA TSARA . Contact na miantso 0348556313
20/04/2022

MB MITADY MACHINE SURJET HOFAINA RAH MISY ETY ITAOSY VAO MAIKA TSARA . Contact na miantso 0348556313

Ny confection niai-fi dia manao ny asa rehetra momba ny zaitraManao sur mésure ary mandray kaomandy koa raha mahaliana a...
15/04/2022

Ny confection niai-fi dia manao ny asa rehetra momba ny zaitra
Manao sur mésure ary mandray kaomandy koa raha mahaliana anao dia midira mp avy hatrany

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Confection niai-fi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share