By Niavo Itokiana

By Niavo Itokiana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By Niavo Itokiana, Clothing Store, Tana, Antananarivo.

TONGASOA ETO πŸ₯°
Ireto avy no iarahatsika ato :
🌺 Varotra isan-karazany (kiraro,akanjo,poketra)
🌺Fialam-boly
🌺fizarana zava mahasoa

TΓ©l/ WhatsApp : 034 87 280 35

e-mail [email protected]
😘😘

Zay an πŸ’₯
06/05/2025

Zay an πŸ’₯

Bonsoir daholo πŸ₯°πŸ’₯ Lany ilay gant nitrile Taille M ry zareo fa azafady fa tsy voavaliko tsirairay ny message'nareo fa @ ✨...
06/05/2025

Bonsoir daholo πŸ₯°πŸ’₯
Lany ilay gant nitrile Taille M ry zareo fa azafady fa tsy voavaliko tsirairay ny message'nareo fa @ ✨Zoma 09 Mai 2025 ✨ hoavy izao indray vao misy disponible indray,vitsy kely ihany anefa ny azontsika,PRIX TSY MIOVA πŸ’₯
Tél 🀳 034 87 280 35
WhatsApp 034 87 280 35
Gros raha maka 10 btes 16 000 ariary πŸ₯°
Bisous daholo 😘😘😘

12/04/2025

Mora tezitra, kizintina, sorena lava sy mivazavaza ny vehivavy πŸ˜”

Tsy fanahiniana ireny fihetsika reny, mba te ho falifaly sy hitsikitsiky ary malefaka fiteny maman fa maro ireo antony tsy takatr'ireo lehilahy momba antsika vehivavy πŸ₯Ή
Misy ara-tsaina, ara-pihetseham-po ary indrindra ara-piainana mahatonga ireny fihetsika ireny πŸ™‚

πŸ”Έ Amin'ny fahaterahana, fadim-bolana, fitondrana vohoka, fanaovana fanabeazan'aizana dia miova ny hormone ao amin'ny vatana
Ireo fiovana ireo dia lasa mahatonga fihenjanana ara-pihetseham-po (tsy fahazakana zavatra kely matetika tsy dia misy dikany na tsy tokony hahatezitra , fahasosorana tampoka)

πŸ”Έ Matetika ny vehivavy no misahana andraikitra maro: fiainam-pianankaviana, asa, fanabeazana ny zaza, fiainam-pitiavana,...sns
Raha hitany tsy mande amin'ny tokony ho izy io andraikitra io dia matetika lasa miteraka fitenenana mafy, fahasosorana, na te hitaraina

πŸ”Έ Rehefa matsapa ho tsy hita, tsy henoin'ny olona, dia mety hipoitra toy ny fitarainana na hatezerana izany
Indraindray ny vazavaza dia fanehoana hoe henoy aho fa reraka sy mitady fanampiana

πŸ”ΈRaha manana fahatsapana hoe tsy mitovy lanja amin'ny lehilahy isika na manana olana amin'ny fifandraisana dia mety haneho izany amin'ny fiteny mahery ( ohatra hoe ndry efa ao an-trano dia mbola ramose ihany no tadiavin'olona na mety hoe vitandry ary ilay zavatra itadiavana an'i Ramose πŸ˜…)

πŸ”ΈMety mbola mitondra ratra anaty avy amin'ny lasa (fanaovana tsinotsinona, herisetra, fahoriana)
Na koa tsy mahazo alalana hiteny ara-dalΓ na hany ka lasa mipoaka amin'ny fomba hafa (vazavaza na fitarainana)

πŸ”΄O ry raim-pianankaviana a! Aza raisina ho "nΓ©gatif " ireny fihetsika ireny fa eritreritro hoe mety misy ambadika
πŸ”΄Resaho Madama, anontanio izy rehefa tony hoe inona no tena manavesatra anao? Ampio izy...
πŸ”΄ Ataovy tsapa fa tiana sy henoin-teny izy na dia tezitra aza
πŸ”΄Miezaka manampy sy manome fitiavana, indraindray zay no fomba manaitra azy hampihena ny hatezerany

Mampahery antsika vehivavy rehetra fa sarotra io andraikitra maha Reny io n'a dia ataon'ny lehilahy hoe zavatra mora aza
(Fa na ny mieritreritra ny laoka isan'andro fotsiny aza anie efa asa e! πŸ˜…..
Inona ndray no atao laoka? Sao tsy ho tian'ny Ramose ary ity laoka hataoko ity?....sns)

Mirary soa de zarao ho hitan'ny hafa πŸ™πŸ₯°

Tsara eriiii ireto izy CREVETTE avy any πŸ’₯ MORONDAVA πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯° Afaka mandray ny commande'nareo foana Aho na firy na firy Sady m...
02/04/2025

Tsara eriiii ireto izy
CREVETTE avy any πŸ’₯ MORONDAVA πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°
Afaka mandray ny commande'nareo foana Aho na firy na firy Sady mora bΓ© fa Mila maka maro fotsiny 😜πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

πŸ’₯πŸ’₯ Nahatonga entana vaovao indray isika nefa afaka itadiavana vola tsara πŸ’—πŸ’—Resaka CREVETTE 🦐🦐   le raha πŸ˜‚  CREVETTE GM t...
01/04/2025

πŸ’₯πŸ’₯ Nahatonga entana vaovao indray isika nefa afaka itadiavana vola tsara πŸ’—πŸ’—
Resaka CREVETTE 🦐🦐 le raha πŸ˜‚
CREVETTE GM tsara ny antsika
πŸ’₯ 1kg : 35 000 ariary

Maka + 5 kg 34 000 ariary
Contact : 034 87 280 35
034 43 959 44

Coucou πŸ˜„Andao ataon'tsika entana hafa mihintsy indray e,πŸ˜‚,tena hoe raha trano ity page By Niavo Itokiana  ity dia bΓ© kor...
01/04/2025

Coucou πŸ˜„
Andao ataon'tsika entana hafa mihintsy indray e,πŸ˜‚,tena hoe raha trano ity page By Niavo Itokiana ity dia bΓ© korontana πŸ€£πŸ˜‚ ny surnom'any πŸ˜‚,,mandeha ato daholo rehefa afaka atao business πŸ’°πŸ’° πŸ˜‚ sy hita fa mahasoa πŸ’πŸ’
Gros bisous daholo hoan'tsika rehetra 😘😘😘

Bonjour daholo πŸ’₯ Ataon'tsika GANT NITRIL Taille L/M/S indray ary e,afaka manatitra hoanareo na firy na firy na olon'tsot...
23/03/2025

Bonjour daholo πŸ’₯
Ataon'tsika GANT NITRIL Taille L/M/S indray ary e,afaka manatitra hoanareo na firy na firy na olon'tsotra na orinasa 😊 izahay πŸ’—
Prix dΓ©tail /gros
TΓ©l : 034 43 959 44
034 87 280 35

Iza KO no manana Zaza 3 ato?? πŸ˜‚ Tsisy mihintsana zany eo a πŸ˜‚πŸ€£
19/03/2025

Iza KO no manana Zaza 3 ato?? πŸ˜‚ Tsisy mihintsana zany eo a πŸ˜‚πŸ€£

Tsy ny an'io ihany ry namako rehetra fa  androm piainan'tsika rehetra mihintsy a 🀩,,Mila mivanitika,Mila mampifaly tena ...
08/03/2025

Tsy ny an'io ihany ry namako rehetra fa androm piainan'tsika rehetra mihintsy a 🀩,,Mila mivanitika,Mila mampifaly tena πŸ₯°,alaviro Zay mety itondra onde nΓ©gatif @ fiainanao !

Tena za mihintsy ti ry zareo a πŸ₯Ί,fa tsy maninona 😁
02/03/2025

Tena za mihintsy ti ry zareo a πŸ₯Ί,fa tsy maninona 😁

Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261344395944

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Niavo Itokiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to By Niavo Itokiana:

Shortcuts

Share

Category