Ts'art kelly by Nante

Ts'art kelly by Nante Fa Raha izaho, mañana Anao aho, Azo itokiana tsotr'izao, Tompo ô! tsy mba ho kivy aho na ho resy tsy miady fa mañana anao.

Eeeehh! Aza tara fa efa Tonga n'y siège bébé à partir de 8 mois importé an! Matière : métallique couleur : bleu, rose, r...
08/04/2026

Eeeehh! Aza tara fa efa Tonga n'y siège bébé à partir de 8 mois
importé an!
Matière : métallique
couleur : bleu, rose, rouge
maneno Kely rehefa hipetrahana
prix : 30 000ar
Mandefa @ faritra

25/03/2026

🚨❌ AZA Mihinana Tongolo Gasy Toy Izao Intsony !
🧄 Ny tongolo gasy (ail) dia iray amin’ireo “remède naturel” mahery indrindra…
fa 90% ny olona diso fomba fihinana azy 😱
👉 Ka very tanteraka ny heriny ara-pahasalamana !

⚠️ Hadisoana lehibe ataon’ny olona
❌ Mihinana azy avy hatrany rehefa voatetika
❌ Mahandro azy avy hatrany (mahandro be)
❌ Mampiasa “complément sans odeur”
👉 Vokany : tsy miasa intsony ilay “allicine” (ilay akora tena mahasoa ao anatiny)

🧠 🧄 Ao amin’ny tongolo gasy dia misy zavatra atao hoe ALLIINE
➡️ Rehefa tetehina na potipotehina ilay tongolo gasy dia mivadika ho ALLICINE
👉 IO ALCIINE IO no: ✔️ Mampihena tosidra
✔️ Miady amin’ny mikraoba sy virus
✔️ Manadio lalan-drà
✔️ Manampy amin’ny hery fiarovan’ny vatana
❗ Fa: mila 10 minitra vao tena mivoaka ilay allicine
👉 Raha mahandro avy hatrany ianao = maty ilay effet 😶

🧄🔥 FOMBA MARINA FAMPIASANA AZY TSARA INDRINDRA
🧄 Tetehina na potipotehina
⏱️ Avela 10 – 15 minitra
🍽️ Avy eo vao:
Hohanina manta (tsara indrindra)
Na ampiana amin’ny sakafo rehefa efa ho masaka

📅 NY TENA TSARA HINANAN'AZY :
✔️ 1–2 gousse isan’andro dia ampy
✔️ Azo atao maraina na hariva
✔️ Tsy azo atao be lotra

⚠️ OLONA TOKONY HITANDRINA
❗ Raha:
Misy aretin-kibo mafy
Marary vavony matetikia
👉 Aleo manontany dokotera aloha

😱 ARETINA GOAVANA TSABOANY
🫀 Hypertension (tosidra ambony)
🧬 Cholestérol
🦠 Infection (virus/bactérie)
🧠 Faiblesse immunitaire
👉 Tsy “miracle” izy fa manampy betsaka raha ampiasaina tsara

🔥 “Tsy ny tongolo gasy no tsy miasa … FA NY FOMBA FIHINANA AZY NO DISO !”
👉 Zarao amin’ny namanao fa Mety misy olona mbola manao ilay hadisoana 😢
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra na Merci” ao amin’ny commentaire 🙏
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fitsaboana azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍

📞 Contact : 038 99 537 84 | 032 31 238 00

10/12/2025

parfois, il ne faut pas chercher à comprendre. il faut juste accepter, se relever et continuer .

31/08/2023
Misaotra @ zavatra rehetra Tompo! 🙂🙂🙂🙂🙂🙂
17/06/2023

Misaotra @ zavatra rehetra Tompo! 🙂🙂🙂🙂🙂🙂

Robe mety @ andro mafana
24/11/2022

Robe mety @ andro mafana

Address

Antananarivo

Telephone

+261348572464

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ts'art kelly by Nante posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ts'art kelly by Nante:

Shortcuts

Share