31/05/2026
Hello 🥰
Androany ny tenako dia faly miarahaba ny Reny rehetra ato Amin'ny pejy nahatratra izao fety ny Reny izao🥰🤗
Za moa izany dia tena faly be mihitsy androany satria androany aho no mankalaza izany fety ny Reny izany voalohany 🥰🤗
Misaotra an'Andriamanitra lehibe aho nanomezany😍 ahy ny cadeau tsara indrindra teo amin'ny fiainako vao 1mois izay 😍 izay nahatonga ahy ho Maman🥰😍❤️
Mamy be Kay ry zareo ilay mananjanaka an😁😊🥰❤️😍
Rehefa mitady ho kivy sy misento iny dia vao mahita azy ianao dia velom-panantenana indray💪
Sady Tonga izy dia motivation be ho anao mihitsy😍😁💪
Mampahery manokana ihany koa ho any ireo tsy manana Maman intsony 🥺
Jesosy anie ameno ny banga eo amin'ny fiainanareo🙏🤗
Mirary fety sambatra daholo ary oh🥳
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra.
Tahin'i Jesosy daholo 🙏🤗❤️🥰😍
😍
🥰