21/05/2026
En collaboration avec l’association chrétienne HFNJ
et à l’occasion de la Fête des Mères 🌸
Nous avons l’honneur de vous inviter à la vente privée :
« 𝗧𝗦𝗘𝗡𝗔𝗕𝗘 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 – 𝗔𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟮 »
ce Vendredi 22 & Samedi 23 Mai 2026 au CFFAMMA Nanisana (à 300 m de l’Ambassade de Chine
vers Ampasapito) ✨
Spécialement pour ces 2 jours, nous vous offrons :
👠 Des chaussures en promotion
💄 Des baumes à lèvres hydratants Yves Rocher
🧒 Des collections exclusives pour enfants
L’équipe FAME Fashion Madà vous attendra
au stand n°12 ❤️
Ne ratez pas cet événement unique ✨
Soyez abondamment bénis 🙏❤️
☎️ Infoline : +261 37 52 353 65
"𝑨𝒓𝒚 𝒂𝒐𝒌𝒂 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒊𝒇𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒊𝒏𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒔𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂" - Hebreo 10:24
✨ 𝗧𝗦𝗘𝗡𝗔𝗕𝗘 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 – 𝗔𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟮 ✨
Salanitra e! ,👋
❗❓ Efa renao ve izany fandaharana hoe "𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐥𝐚𝐳𝐚𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐛𝐚𝐢𝐛𝐨𝐥𝐲" izany? 🤔
Raha efa naheno dia andao iara-hankafy indray e! ☺🥰
Raha tsia kosa dia aza malahelo fa fotoana fanararaotra ity indray mitoraka ity. 😊
🎯 Ny hampandroso anao hatrany hiahanakaiky sy hahafantatra hatrany ny Tompontsika no tanjonay.
Andao ary, tongavasoa amin'ny 𝙑𝙖𝙧𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙛𝙖𝙢𝙥𝙞𝙧𝙖𝙣𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖 karakarain'ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 eto anivon'ny 𝗛𝗙𝗡𝗝.
Mariho dieny izao ny diarinao ary:
📅 𝟮𝟮 – 𝟮𝟯 𝗠𝗲𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲
⏰ 𝟵 𝗼𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 – 𝟱 𝗼𝗿𝗮 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮
📍 𝗚𝗿𝗮𝗻𝗱𝗲 𝗦𝗮𝗹𝗹𝗲 𝗖𝗙𝗙𝗔𝗠𝗠𝗔 (𝘾𝙉𝙀𝘼𝙂𝙍 𝙩𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖), 𝗡𝗮𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮
Ho hita eny an-toerana ny 𝙠𝙖𝙧𝙖𝙯𝙖𝙣’𝙚𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙧𝙤 𝙨𝙖𝙢𝙞𝙝𝙖𝙛𝙖, toy ny :
👗 Habillement
🏡 Décoration
👶 Articles bébé sy enfant
💄 Parfumerie sy produits de beauté
🌿 Plantes sy fleurs
🍰 Produits alimentaires
📖 Articles d’édification
💍 Bijoux
📚 Livres
🎨 Art malagasy
… sy maro hafa!
📅 𝗧𝗼𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗸𝗼𝘀𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 :
𝗛isy animations isan-karazany :
🎶 Louange
🎤 Conférence
🤝 Partage
🎲 Jeux ho an’ny ankizy
🔥𝗙𝗮 𝗶𝘁𝘆 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘃𝗮𝗸𝗮 𝗮𝘇𝘆
✨𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐥𝐚𝐳𝐚𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐛𝐚𝐢𝐛𝐨𝐥𝐲 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚✨𝗻𝘆
23 Mey 2026.
Fandaharana azontsika rehetra henoina sy arahana ao @𝙍𝙖𝙙𝙞𝙤 𝙑𝙖𝙤𝙫𝙖𝙤 𝙈𝙖𝙝𝙖𝙨𝙤𝙖 106.8 FM isaky ny alatsinainy @8 ora sy fahefany alina izy io. Izay atolotr'i 𝐓𝐡𝐨𝐧𝐧𝐲 𝐇𝐚𝐣𝐚 𝐑𝐚𝐣𝐚𝐨𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐞𝐥𝐨 avy ao amin'ny 𝙎𝙖𝙝' 𝙕𝙖𝙝.
Fa "𝙖𝙣-𝙩𝙨𝙚𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖" kosa izy amin'ity indray mitoraka ity. Ary ho hitantsika amin'izany ireo mpiara-manompo efa nivahiny tamin'io fandaharana io:
🔰 10:00 𝐙𝐨𝐤𝐲 𝐒𝐨𝐥𝐨𝐟𝐨 𝐑𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐟𝐞𝐫𝐚
🔰 11:30 𝐏𝐚𝐬𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐒𝐨𝐥𝐨𝐟𝐨𝐧𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐤𝐨𝐭𝐨𝐛𝐞
🔰 13:30 𝐙𝐨𝐤𝐲 𝐅𝐚𝐥𝐲 𝐑𝐚𝐩𝐚𝐧𝐨𝐞𝐥𝐢𝐧𝐚
🔰 15:00 𝐏𝐚𝐬𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐅𝐚𝐥𝐲 𝐑𝐚𝐯𝐨𝐚𝐡𝐚𝐧𝐠𝐲
Araraoty fa fotoana tena miavaka indray ity atolotray anao ity a!🤩
Tongava maro, entano daholo ny ankohonana, tapaka sy namana, bae,sns e! 😉😊
Tongava miaraka amin'ny fanontanianao fa tsy misy toy ity anie e!
Any izany mihaona a!
🎟 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗩𝗜𝗗𝗜𝗠-𝗣𝗜𝗗𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔 an!
📞 𝑭𝒊𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒔𝒐𝒓𝒂𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 :
𝟬𝟯𝟰 𝟭𝟬 𝟲𝟰𝟲 𝟴𝟴 / 𝟬𝟯𝟰 𝟬𝟮 𝟰𝟰𝟳 𝟳𝟱
𝗛𝗙𝗡𝗝 - 🕊𝑽𝒆𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝑴𝒂𝒎𝒆𝒍𝒐𝒏𝒂