Victoria boutique en ligne

Victoria boutique en ligne 🌸shopping en ligne 🌸

👉 Hey ianareo rehetra 😍Mba mangataka fanohanana kely 🙏Cliquez “S’ABONNER” amin’ity page ity azafady ❤️🎁 Fa misy surprise...
08/04/2026

👉 Hey ianareo rehetra 😍
Mba mangataka fanohanana kely 🙏
Cliquez “S’ABONNER” amin’ity page ity azafady ❤️
🎁 Fa misy surprise ho an’izay manaraka:
Réduction spéciale
Cadeau ho an’ny clients fidina 🎉
Nouveautés tsy hitanareo any amin-kafa
👉 Tsotra kely: ✔️ Abonnez-vous
✔️ Like
✔️ Partage amin’ny namana
💬 Rehefa vita dia asio “VITA” amin’ny commentaire 👇
➡️ Misy tombony ho anareo 😉
🙏 Misaotra betsaka antsika rehetra manohana ❤️
https://www.facebook.com/share/1BtGZcsR8G/

coucou les filles 🥰ela2 fa mbola nanomana zvtr tsara be hoanareo za fa miandry kely❤Ty aloha ny arrivage mamy kely🥰🌸Sand...
30/03/2026

coucou les filles 🥰
ela2 fa mbola nanomana zvtr tsara be hoanareo za fa miandry kely❤
Ty aloha ny arrivage mamy kely🥰
🌸Sandales havaianas🌸 fermé tendance be izio
Am week-end vo dispo, ataova commande am Mp😘

coucou antsika jiaby ato😘Hagnano promotion ny gommage et masque visage io za❤prix promotion tegna mora bé:20.000ar izy A...
25/03/2026

coucou antsika jiaby ato😘
Hagnano promotion ny gommage et masque visage io za❤prix promotion tegna mora bé:20.000ar izy Ariane miaraka,masque et gommage❤‍🔥mampadio taré masque io❤💯

gommage io mampadio vantana sy mampatsara vantana , masque visage io mampadio taré, midira mp fa efa nataoko prix promotion ❤

gommage à base de papaye et de kojic Acid à seul ( gommage doux effet hydratant)

🍃 Fa maninona no tsara izy ty?
• Manala moramora ireo cellules mortes amin’ny hoditra
• Manampy hanamaivana tasy sy hampitovy ny lokon’ny hoditra
• Misy Papaya + Kojic Acid + Vitamine C izay manome éclat naturel
• Mamela ny hoditra ho malefaka, mandina ary mampisy éclat

Ps : marihana fa ny gommage dia soin izany hoe mila manaraka routine tsara

Mety aminy vatana izy ty : (kiho, lohalika, Elika , elakelampe) 🥰

‼️ Aminy hariva no tsara ampiasaina azy ary 2 fois par semaine

bonjour antsika jiaby ato😘Hagnano promotion ny gommage et masque io za, 25.000ar au lieu de 30.000ar miaraka masque visa...
22/03/2026

bonjour antsika jiaby ato😘
Hagnano promotion ny gommage et masque io za, 25.000ar au lieu de 30.000ar miaraka masque visage❤
Koa gommage fo:20.000ar
Masque facial visage :5000ar

gommage io mampadio vantana sy mampatsara vantana , masque visage io mampadio taré, midira mp fa efa nataoko prix promotion ❤

gommage à base de papaye et de kojic Acid à seul ( gommage doux effet hydratant)

🍃 Fa maninona no tsara izy ty?
• Manala moramora ireo cellules mortes amin’ny hoditra
• Manampy hanamaivana tasy sy hampitovy ny lokon’ny hoditra
• Misy Papaya + Kojic Acid + Vitamine C izay manome éclat naturel
• Mamela ny hoditra ho malefaka, mandina ary mampisy éclat

Ps : marihana fa ny gommage dia soin izany hoe mila manaraka routine tsara

Mety aminy vatana izy ty : (kiho, lohalika, Elika , elakelampe) 🥰

‼️ Aminy hariva no tsara ampiasaina azy ary 2 fois par semaine

coucou les filles 🥰resdispo gommage mamy be atsika ty ai🥰plus cadeau masque faciale ❤gommage io mampadio vantana sy mamp...
18/03/2026

coucou les filles 🥰
resdispo gommage mamy be atsika ty ai🥰plus cadeau masque faciale ❤
gommage io mampadio vantana sy mampatsara vantana , masque visage io mampadio taré, midira mp fa efa nataoko prix promotion ❤

gommage à base de papaye et de kojic Acid à seul ( gommage doux effet hydratant)

🍃 Fa maninona no tsara izy ty?
• Manala moramora ireo cellules mortes amin’ny hoditra
• Manampy hanamaivana tasy sy hampitovy ny lokon’ny hoditra
• Misy Papaya + Kojic Acid + Vitamine C izay manome éclat naturel
• Mamela ny hoditra ho malefaka, mandina ary mampisy éclat

Ps : marihana fa ny gommage dia soin izany hoe mila manaraka routine tsara

Mety aminy vatana izy ty : (kiho, lohalika, Elika , elakelampe) 🥰

‼️ Aminy hariva no tsara ampiasaina azy ary 2 fois par semaine

17/03/2026
Patalon modèle taille S et M kely2prix :10.000ar
17/03/2026

Patalon modèle taille S et M kely2
prix :10.000ar

🌸Robe fleurie🌸Couleur bleu🩵Taille :S sy M ts d mavety beprix :25.000ar🌷
17/03/2026

🌸Robe fleurie🌸Couleur bleu🩵
Taille :S sy M ts d mavety be
prix :25.000ar🌷

Coucou daholo, aza miala lavitra fa anao vide dressing za aveo a❤❤❤❤
17/03/2026

Coucou daholo, aza miala lavitra fa anao vide dressing za aveo a❤❤❤❤

Coucou les filles 👋 mbola dispo eto diégo Talon carré tsara bé reto, mitovy Aingle d'or izio mafy tsara sady ts mora rom...
29/09/2023

Coucou les filles 👋 mbola dispo eto diégo Talon carré tsara bé reto, mitovy Aingle d'or izio mafy tsara sady ts mora rombaka, pointure 38, 39 mp si intéressé, merci 🥰

Address

Diego Antsiranana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Victoria boutique en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share