Zazakely

Zazakely Izay rehetra mahakasika ny Zazakely : Akanjo , Kiraro , Kilalao , Kojakoja . Torohevitra ihany koa

15/07/2026
08/07/2026

SAMIA MITANDRINA 🌡️
Nisy nikitika hono izy

07/07/2026

147 Antsoina raha misy zavatra hafahafa amty halajaza ity

07/07/2026

ahoana izao ?

08/06/2026

“ Tsy ekeko ny fiverenanao @ zafikeliko ” 😂

Ny harenanareo koa ve maharaka maizim-bolana bé ? 😜

21/05/2026

Nanao ahoana ianao t@ Ilay nanena iny 🤗 ?
Ilay mitabataba sy kizitina sa Ilay miady mangina ?

21/05/2026

Ahoana ry Papa sy Maman ny fomba hitaizanareo ny harenakely ? ❤️

A- Ilay kapohana
B- Bedesina mafy
C - Vandravandrana fotsiny dia mipetraka 😝

Aboneo ny page 😋

Matetika isika repotry ny fitadiavana dia Sabotsy sy  alahady vao mba manana fotoana kely ho an'ny fianakaviana 🥺Ianareo...
10/05/2026

Matetika isika repotry ny fitadiavana dia Sabotsy sy alahady vao mba manana fotoana kely ho an'ny fianakaviana 🥺
Ianareo ve rehefa weekend dia mivoaka mitsangatsangana sa mijanona ao an-trano ?

09/05/2026

Coucou ho an'ireo maman mahery fo rehetra
Inona indray ary Ilay zavatra nampiomehy voateninareo tamin'ilay nanena teo am-piterahana iny ?Coucou ho an'ireo maman mahery fo rehetra ❣️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zazakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share