06/06/2026
Tsy misy diso anjara eto fa misy mandeha en détail koa ireo entana rehetra! 🤩
📌 Efa misy ny prix amin'ny sary tsirairay, koa aza manontany MP prix intsony fa jereo fotsiny dia alefaso avy hatrany ny commande. 😉
✨ Mahafatifaty sy tsara kalitao daholo ireo kojakoja ato, mety tsara ho an'ny tokantrano na fanomezana.
📍 Toerana: Itaosy Cité
🚚 Manao livraison manerana ny faritra rehetra.
📩 J'aime + commentaire + message privé raha haka na hanontany fanazavana fanampiny.
Tongava maro ary fa voafetra ny stock! ❤️