03/10/2025
Ho antsika eto ANTSIRABE sy ny manodidina ,tonga eto Ny biopro ilay produits natao ho anny wc,(activateur bacterien izay mifototra amin ny hetsika arabiolojika)
Ny asany:
-mandevona Sy mampihetry NY maloto (mamadika azy ho lasa entona Sy ho lasa rano)
_manala fofona izy Raha somary manarapofona NY wc anareo
_manala NY tsentsina rehetra ihany koa izy zany hoe sady deboucheur no canalisation
-afaka miara miasa NY mache fer izy fa tsy Mila Manolo mache fer intsony ianareo
MARO NY TOMBOTSOA AZO
_TSY MILA MANAO VIDANGE ITSONY RAHA FENO NY WC
_TSY MILA MANAO WC VAOVAO INTSONY RAHA TERITERY NY TANANA
_TSY MILA MANIMBA NA MAMAKY FOSSE INTSONY.......
Ny fonosana iray natao ho an ny 0,5m cube zany hoe mahalevona hatraminy 500litre,de arakarakiny fonosana ampiasainao no mampihena sy mahalevona ny maloto aingana
Ny toerana misy anay ao amin ny CENTER FIHAVANANA Tsarasaotra ,Ampitany GREEN PARK
Ny ora Fisokafana π 08h : 00 - 16h : 30
vidiny : 15000ar (dimy arivo sy iray alina ariary )