PETIT PRIX

PETIT PRIX Vente en ligne uniquement
0381444856

23/02/2026

Dispo fona an

Ty iray ty ihany no dispo an 58.000ar manao livraison mandefa faritra ihany koa 0348206490
18/02/2026

Ty iray ty ihany no dispo an
58.000ar
manao livraison mandefa faritra ihany koa
0348206490

17/02/2026
📢📢📢Aza miandry ela intsony ry zareo a!! Mandalo ny MORA, maro no efa nahazo fa anjaranao indray androany😍😍🔥🍽️ Lakozia ma...
17/02/2026

📢📢📢Aza miandry ela intsony ry zareo a!! Mandalo ny MORA, maro no efa nahazo fa anjaranao indray androany😍😍
🔥🍽️ Lakozia manaitra maso, vidiny tsy mampino !!!
Ato amin’ny PRIX ny FITAOVAN-DAKOZIA dia KALITAO LAFOVIDY fa amidy amin’ny VIDINY MORA DIA MORA NEFA 🥄✨
🎁 Fihenam-bidy goavana raha mividy betsaka
✅ Kalitao 100% GARANTIE ! Maro no efa afa-po tato aminay an!
💥Maharitra, manja, ary mafatifaty kely daholo ny entana ato aminay ary tsy ho simba vetivety izany!
🚚 Livraison haingana — manatitra n'aiza n'aiza misy anao indrindra ireo any

📞034 82 064 90

Oh ry zareo aa 😀Tsy mbola nisy otran'ity.Tena hoe luxe sady mihaja be en promotion 80.000ar fotsiny anie e 😊Hotpot Série...
23/01/2026

Oh ry zareo aa 😀
Tsy mbola nisy otran'ity.
Tena hoe luxe sady mihaja be en promotion 80.000ar fotsiny anie e 😊
Hotpot Série de 4 ,mitazona hafanàna tsara
Araroty fa izao ihany an ,miverina prix normal fin de semaine
Frais de livraison à partir 4000ar
Mandefa any amin'ny faritra koa izahay an
Mp ary oh
034 82 064 90

Couteaux de cuisine,5pcs be izao 28.000ar fotsiny anmafy tsara ny tahony sy lameManao livraison mandefa faritra ihany ko...
20/01/2026

Couteaux de cuisine,5pcs be izao 28.000ar fotsiny an
mafy tsara ny tahony sy lame
Manao livraison mandefa faritra ihany koa izahay ohh 😊
Mp ary e

Oh ry zareo aa📢📢📢Ireto indray ny kojakoja antokatrano atolotray ho anareo an Sady tsara qualité no  tena mirary daholo k...
10/01/2026

Oh ry zareo aa📢📢📢
Ireto indray ny kojakoja antokatrano atolotray ho anareo an
Sady tsara qualité no tena mirary daholo koa aza misalasala mandefa mp na miantso raha misy mahaliana 😊😊
Manao livraison izahay ,mandefa any amin'ny faritra rehetra ihany koa an😁
Frais de livraison à partir 3000ar
034 82 064 90

Nosinganina manokana ireto kojakoja ireto hanomanana ny fetin-tsika an 😊Jereo anie fa tena hoe manja sy tsara kely dahol...
21/12/2025

Nosinganina manokana ireto kojakoja ireto hanomanana ny fetin-tsika an 😊Jereo anie fa tena hoe manja sy tsara kely daholo ❤️
Manao livraison izahay an
Mandefa any min'ny faritra ihany koa an
Alefaso ary ny commande ohh

Jereonareo anie ireto service à thé ou café mamy kely ireto e😍Atao mora be mihitsy amzao fety ho avy izao Thermos 1l 1Th...
13/12/2025

Jereonareo anie ireto service à thé ou café mamy kely ireto e😍
Atao mora be mihitsy amzao fety ho avy izao
Thermos 1l 1
Théière 900ml 1
Tasses 120ml 4
45.000ar fotsiny anie izy 6 e,oui 45.000ar
Manao livraison izahay an
Mandefa any amin'ny faritra ihany koa
Mp ary oh
0348206490

Promotion fin du mois indray an aza adino ny mampihaingo ny lakozian-tsika amin'ny alalan'ireto kojakoja mamy kely ireto...
05/12/2025

Promotion fin du mois indray an
aza adino ny mampihaingo ny lakozian-tsika amin'ny alalan'ireto kojakoja mamy kely ireto ,tena hoe mahafatifaty nefa dia natao amin'ny vidiny tena mirary sy zakan'ny rehetra an 😊
Manao livraison izahay manomboka ny frais
mandefa any amin'ny faritra ihany koa
Alefaso ary ny commande ohh 😘

Address

Antananarivo 101
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PETIT PRIX posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share