18/05/2026
Ety Andohan'Analakely ankavian'ny Super Music dia misokatra amin'ny 7 ora maraina ka hatramin'ny 5 ora sy sasany ariva,tsy miato.
Manao livraison ny andro hanaovana ny commande izahay.
📞 +261 34 50 787 02
Tsara Alatsinainy isika rehetra,
Ary elatra...
Dimy Taona izay no vita,
Dimy,dimampolo,dimanjato,dimy arivo...no mbola hoavy.
Irariana ho Mamy,tsy hosembanan-drahona ela ary hamiratra afaka hizara ny Soa sy ny Kanto ho anareo mpanjifa, mpanaraka, mpankafia ny asanay.
Anisan'ny nahita ny Anjarany,ny Ilany tato aminay izy roa kely izay mpilatro,isan'ny Endrika nahafantaranareo an'i Tanossi hatramin'izay.
Ary Elatra izy ireo anio ka nisampana vetivety ny lalanay,
Tsy Veloma akory,
Fa mandra-pihaona vetivety...
Feno Fisaorana,Feno Fankasitrahana anareo roa kely izahay Santien Metiss Arisoa Rakotondrabe Har 🙏🏻🙏🏻🙏🏻💚
Mirary Ny Soa izahay ho anareo roa kely,
Mahità izay Iriana,
Tsara mandroso,
Tsara miverina 💚
Aza elaaa😅
Tanossi : 📞 +261 34 05 416 61.
📩 [email protected]
Sary 🙏🏻🙏🏻💚 : No comment Ranaivozanany Andriamparany sy ny Ekipa rehetra 💚