Lovely fashion

Lovely fashion Boutique en ligne uniquement

🔥😍Alerte arrivage 🔥😍Efa tonga ny bandoulière façon H, mahafatifaty kely, tena hoe must have kia ity a ✅Qualité tena top ...
19/09/2025

🔥😍Alerte arrivage 🔥😍

Efa tonga ny bandoulière façon H, mahafatifaty kely, tena hoe must have kia ity a
✅Qualité tena top
✅2couleurs disponibles

Abonnez vous ❤️

19/09/2025

Elaela tsy hita fa efa eto indray🥰
Efa manomana arrivage ho anareo fa aza miala alavitra😍

Ndao  ary asina arrivage e !!  Haut stylé papillon🦋Couleur disponible : blanc, grenat, beigeTaille standard17000ar ✅MP p...
02/10/2024

Ndao ary asina arrivage e !!
Haut stylé papillon🦋
Couleur disponible : blanc, grenat, beige
Taille standard
17000ar
✅MP pour commander

Aiza daholo lay tongotra mafatifaty  kely reny  kapa manjakely ity🤩  💰17000ar fotsinyPointures :36 à 40
08/08/2024

Aiza daholo lay tongotra mafatifaty kely reny kapa manjakely ity🤩
💰17000ar fotsiny
Pointures :36 à 40

Bonjour bonjour e !! 😊Ito ary ny valiny ny jeux d'interaction antsika, mankasitraka indrindra ho an'i reo izay nandray a...
07/08/2024

Bonjour bonjour e !! 😊
Ito ary ny valiny ny jeux d'interaction antsika, mankasitraka indrindra ho an'i reo izay nandray anjara🤗

Miarahaba an'i Sylvana La Gyal🎉🎉🎉
Fa izy no nahazo ny loka 🎁🎁

Mbola tsy tara raha izao vao hanao commande a😊 ✅Taille M L 💰35000ar
04/08/2024

Mbola tsy tara raha izao vao hanao commande a😊
✅Taille M L
💰35000ar

La vie en rose les filles🫦 🤩Réveiller la barbie en vous avec ces 2 pièces : crop cache coeur + pantalon 🤩✅ Tissu crêpe e...
31/07/2024

La vie en rose les filles🫦
🤩Réveiller la barbie en vous avec ces 2 pièces : crop cache coeur + pantalon 🤩
✅ Tissu crêpe elastice
MP pour commander
❗N'hésiter pas à aimer notre page pour ne rien rater de nos nouveautés ☺️

Efa manomboka mafana ny andro a !🔥   Robe bleue à mono manche    Taille S M❗N'hésitez pas à aimer notre page pour ne rie...
29/07/2024

Efa manomboka mafana ny andro a !🔥
Robe bleue à mono manche
Taille S M

❗N'hésitez pas à aimer notre page pour ne rien rater de nos arrivage❗ ☺️

🎁 Jeux d'interaction 🎁Andao  ary hilalao isika e🎉Tsotra be ny lalao😍mila mahazo point betsaka indrindra fotsiny dia ho o...
28/07/2024

🎁 Jeux d'interaction 🎁
Andao ary hilalao isika e🎉
Tsotra be ny lalao😍mila mahazo point betsaka indrindra fotsiny dia ho omenay10000ar 🤩
Ireto avy ny atao ba ahazahoana point aigana:
✅Asiana j'aime ny page
✅ Inviteo ny namana i s'abonner
✅Publication rehetra eto @ page Asiana réaction sy commentaire
✅Manao partage izay publication alefanay sy groupe zay misy anao

Fanamarihana
❌Tsy validé raha vao compte fake❌
✅Zavatra misy dikany no soratana (tsy mety raha vao emoji fotsiny na identification ftsny)
👉Ny Facebook no mamoaka ny résultat fa tsy izahay, mangarahara tanteraka ny lalao antsika

Izay mahazo point betsaka indrindra no mahazo ny loka 😊🥂

👗Petite robe à dos croisé 🖤💙Couleur : noire, bleueTaille  S, MMP pour commander
25/07/2024

👗Petite robe à dos croisé 🖤💙
Couleur : noire, bleue
Taille S, M
MP pour commander

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lovely fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share