10/10/2022
Tsara Kely dia sehatra iray,
Fizarana, fivarotana (mandefa) sy fividianana (maka) akanjo na accessoires pour femmes "2ème main".
Izany hoe "tsy vaovao", fa kosa tsara, àry tena mbola tsara sy mijoro avokoa izay entana aroso eto.
Fa satria tsy vaovao arak'izany anefa izy ireo àry koa "pièce unique" fa tsy ananana maro en stock, toan'ny any anaty botika:
> Dia ny "ventes aux enchères" no fomba famarotanay ny entana izay amidy eto amin'ny pejy eto.
Ianareo izay maniry hanjifa no mamaritra ny vidiny hangalanareo izay entana tianareo jifaina.
----------------------------------+++
Manasa anao ampanajàna hitia sy hanaraka ny pejy (hipartage raha mba azo atao).
Ary koa hiditra MP eto amin'ny pejy raha misy ilaina, na fanontaniana mila hapetraka.
Mankasitraka indrindra.