Reniala Madagasikara

Reniala Madagasikara Adeptes de la mode traditionnellement Malagasy? Renala existe uniquement pour vous! À vos shoppings!

29/03/2024

Tamberina ny tolompanafahana ny 29 Martsa 1947

🇲🇬

Landy aravoajanahary.📍120 x 90 cm📍 Loko landy voajanahary📍 Matevina📍TokanaAzo vidiana eo noho eo.            🇲🇬
23/03/2024

Landy aravoajanahary.

📍120 x 90 cm
📍 Loko landy voajanahary
📍 Matevina
📍Tokana

Azo vidiana eo noho eo.

🇲🇬

Mirary ka mirary : ho ambininjavamanasatra, tsy arary tsy arofy, ho tondrahandronono amintantely, ombilahimazavaloha, ts...
22/03/2023

Mirary ka mirary : ho ambininjavamanasatra, tsy arary tsy arofy, ho tondrahandronono amintantely, ombilahimazavaloha, tsara mandroso tsara mierina, hitondra kitapombola mody, tsarà soavà.

| S A K A L A V A |
06/12/2022

| S A K A L A V A |

| Sorona |Misoronafo : sorona sy afo.Miverina mampilalao isika.ho anao, ho anareo ! 🇲🇬      🇲🇬
29/11/2022

| Sorona |

Misoronafo : sorona sy afo.

Miverina mampilalao isika.

ho anao, ho anareo !

🇲🇬 🇲🇬

15/08/2022

| Manankarena kolontsaina i Madagasikara |

Rehefa miresaka kolontsaina malagasy isika dia matetika mifantoka amy lalao, dihy, mozika, riba. Aza adino anefa fa anisan'ny kolontsaina velona ny firenena iray ihany koa ny ''Fitafy''.

Samy manana ny fomba fitafiny avy isika eto Madagasikara, fa ny hitovizana dia ny Lamba. Io Lamba io koa anefa dia mbola misy karazany ary samy manana ny dikany : ao ny lamba arindrano, ny lambahoany, ny salaka, ny jabo-landy, ny arindrano landihazo, ny lamba telo soratra sy ny sisa maro...

Fantatrao ve fa ny fandraisanao anjara feno amy kolokolo saina mifandray amy niavinao no mampandroso haingana ny firenena iray?

Mbola miaina tsotra ny mahagasy anao ve ianao? Ary mirehareha fa malagasy?
Inona ny fitafinao matetika na amy andavan'andro mifandray amy mahagasy anao?

Tantarao anay.

06/08/2022

''Iny hono izy Ravorombazaha... ''

| Ny Lamba Arindrano |~ Hatreto sy hatrany...

Satria ny '' " teo amy malagasy na lahy na vavy dia tsy miala eny aminy mandritry ny andavan'andrompiainany, eny fa na hatrany am-pasana aza. Toy izany ny lanjany... Ary misy dikany avokoa ny fiantsapazany eny amy vatana.

Mamboly ... Maka... Manenona... Tonga Lamba.

Ny Lamba Landy, izay matetika entintsika vehivavy milanonana, mianjaika, mijejo na matevina na manify dia noviraina sy noketrehin'ireo mpanenona malagasy, avy amin'ny akora fototra nokalian'izy ireo hatrany.




Address

Analakely
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Reniala Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share